grands classiques
1. donemaskit
(
15/03/2004 20:59)
ireo hira heverinareo fa be mpitia sy mpahalala indrindra eran-tany
novalian'i donemaskit ny 04/04/2004 22:06
2. donemaskit
(
15/03/2004 16:43)
titres vitsivitsy eritreretiko :
We are the champions, We will rock you - Queen
Imagine - John Lennon
Yesterday, Let it Be, Hey Jude - Beatles
We are the champions, We will rock you - Queen
Imagine - John Lennon
Yesterday, Let it Be, Hey Jude - Beatles
3. hendry
(
15/03/2004 17:14)
Hira madinika
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 16/03/2004 05:14
4. ikaretsaka
(
16/03/2004 10:00)
raha gasy indray mbola mandeh any kalon'ny fahiny sy ny mahaleo sy ny lolo sy ny barijaona sy ny bessa
5. jhouhlambout
(
17/03/2004 19:13)
Ny hira mandeha any Chine,
satria io no tany feno olona indrindra eto ambonin'ny tany!!!!(logique)
satria io no tany feno olona indrindra eto ambonin'ny tany!!!!(logique)
7. ikaretsaka
(
17/03/2004 18:36)
ary tsy voatery ny sinoa rehetra akory no tia hirana mpihira sinoa 1
9. jhouhlambout
(
18/03/2004 20:48)
fa any amin'ny tany be olona no be mpihaino sa marenina ry zareo?
10. kally
(
18/03/2004 16:58)
F'angaha hira iray irery no mandeha ao Chine?Marina fa be dia be ny sinoa nefa na dia ny tenin'ny zareo misy karazany be dia be fotsiny aza dia efa ampy hampizara ny hira tiany,samy sinoa samy mitazona ny fiteniny fa ny samy hafa firenena no manaiky hihaino ny fitenin'ny hafa ka mahabetsaka ny olona tia hira @ teny anglisy ohatra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 19/03/2004 04:58
11. donemaskit
(
18/03/2004 18:21)
ngamba lé "grands classiques" no tsy azon-draJhoul. Ny dikan'zany dia hira sans frontières, tsy mety antitra, tsy mety mankaleo...
>Bridge over troubled water, an'i Simon & Garfunkel
>Bridge over troubled water, an'i Simon & Garfunkel
13. fijo
(
19/03/2004 10:07)
asio note de alefaso ato e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 10:07
14. ikaretsaka
(
19/03/2004 12:52)
tadiavo @ net fa misy ireny e.. aleo ny gasy no hitadiavana olona vonona hiaraka hiasa..