grands classiques
25. ikaretsaka
(
26/03/2004 10:42)
I feel goof sy papa got a brand new baiz kao tsy ratsy an
dia i Mercy mercy mercy
dia i Mercy mercy mercy
28. xxx
(
26/03/2004 18:18)
Ty nono ty nono oh meo vola
Ty nono anao ko hidola meo vola
gorisagorisa, karatsakaratsak'an'alan'akondro
Zany no milay fa tsy ity revy karetsaka tsy takatry ny tantsaha ity
Ty nono anao ko hidola meo vola
gorisagorisa, karatsakaratsak'an'alan'akondro
Zany no milay fa tsy ity revy karetsaka tsy takatry ny tantsaha ity
29. jhouhlambout
(
27/03/2004 18:59)
Nosy tanindrazako
Izay navelan'ny razako
hafoiko anao ny aiko
Ry Madagasikarako
Andriamanira ô mitahy
...........
Izay navelan'ny razako
hafoiko anao ny aiko
Ry Madagasikarako
Andriamanira ô mitahy
...........
33. donemaskit
(
03/04/2004 08:50)
Tao an-tsekoly - Iraimbilanja
mahita vazo manja reny bandy reny !
mahita vazo manja reny bandy reny !
