Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
joy
(
26/03/2004 18:18)
Mozika Rock
Inona no tena itiavanareo le mozika rock ? mba lazao eto ny antony, dia inona koa no tsy itiavanareo azy ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:24
nananie
(
26/03/2004 11:45)
menôpôzy
Efa naheno ve nareo we misy sipa mbola 19 ans de efa menôpôzy sahady? In no mety mahatonga an'io ?Aretina ve zany sa we prekôsy fotsiny i kala?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2004 23:16
voninkazokely
(
26/03/2004 10:15)
Poopy sy Bodo
Manakory aby ianareo eto amin'ny forum!
Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é .
Misaotra betsaka mialoha ô!...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 11/06/2004 07:56
ralipo
(
26/03/2004 10:05)
LEHILAHY TALOHA
Ny lehilahy taloha 1900-1970 afaka manome sécurité ny vehivavy mihoatra ny ankehitriny. Izany ka bandy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2004 23:30
zanita
(
25/03/2004 19:06)
iza no kambana amiko
mitady raha mba misy any ho any olona kambana amiko zany hoe teraka ny 24 03 82 t@7:15 maraina , na de tsy mitovy heure aza de efa mahafaly ahy ok ...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/02/2005 21:50
psykatr
(
25/03/2004 17:04)
Test d'intelligence
Inona ary no tokony hatao mba hampifalifaliana vehivavy @ alalan'ny molotra sy ny tanana?...
tohiny
novalian'i isalo ny 04/11/2005 07:38
xxx
(
25/03/2004 16:25)
Mbola mendrika ny ho antsoina hoe
Aminareo, mbola mendrika ny antsoina hoe Ray aman-dReny, na hoe Pastora ve i Andriamanjato Richard?
Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/04/2004 19:09
nananie
(
25/03/2004 13:37)
Miverina @ sipa taloha.
Raha nisaraka tamin'ny sipanareo nareo, nefa tonga saina aty aoriana fa tsy misy sipa ôtr'azy mihintsy, sahy miverina aminy ve nareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:57
nananie
(
25/03/2004 13:29)
Ny sipa trondro hono...
...malama ôtran'ny trondro, ny sipa vierge hono kizitina, ny sipa taureau hono saro-piaro, ny sipa scorpion hono sexuelle....ny bandy bélier hono mpanao collection, ny cancer hono mpanonofy.... Mba ...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/06/2004 12:26
joda
(
25/03/2004 13:28)
vehivavy mikasitanana ny sipany na vadiny
ahoana no hevitrareo fa misy vehivavy mahasaky mamono sy mikasitanana..ny sipany na ny vadiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:20
manafolahy
(
25/03/2004 13:19)
MBA TE HITADY TOVOVAVY ATAO TAOLANTEHEZANA
Izaho dia mitady tovovavy afaka hanomana ny ho avy miaraka amiko, ary manana ireto fepetra ireto: Tsy vadin'olona na efa manana sakaiza, matotra @ fitafy,fiteny,fisainana,tia mifampiresaka ,olona man...
tohiny
novalian'i ramaso ny 02/12/2004 00:09
ravatorano
(
25/03/2004 11:27)
niakatsehatra i Pasitera omaly
Ny tiako ho lazaina eto dia ny Pastera Ray amandreny Richard Andriamanjato.Namory mpanao gazety izy sy ireto namany ireto : Voninahitsy,Zaranaina,Atoa sy Rtoa Phillippe sy Elia Ravelomanantsoa.
Raha ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 21:17
tianarivo
(
24/03/2004 19:10)
ARETIN DAMOSINA TSY METY AFAKA
NY mpisangisangy aoka tsy hananihany fa zava dehibe ho an'ny fiainako ity.
MISAOTRA TOMPOKO
Efa ho 4 taona mahery aho no narary lamosina nefa toa tsy nety mihintsy ny fitsaboana azy. Dokotera, Pro...
tohiny
novalian'i rata88 ny 26/07/2012 11:29
ralipo
(
24/03/2004 18:05)
Kely fa Dada
Un enfant de 6 ans dort avec sa maman alors que son père est
parti en déplacement.
- Dis maman, on joue au papa et à la maman ?
- Non !!
Un peu plus tard :
- Dis maman, on joue au papa et à l...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:23
lema
(
24/03/2004 14:27)
sexy girl
nareo ve mba tia manao sexy rehefa mampiaraka dé tsy mikozy vé le bandy hoe mba manaja tena e!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:48
rapah
(
24/03/2004 13:13)
mitady raha misy ô!
Mitady sipa izay tsy mahay mampi
ra fy aho raha misy any hoany .toa ahy tsy mahay mampirafy ihany .
tena matotra io fa tsy vazivazy.
rprincis @yahoo.fr, contacteo...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 25/04/2004 21:18
ravatorano
(
23/03/2004 17:35)
ofpacpa sy ny crn
nitarika fihetsehana teny amin'ny kianjan;ny 13 Mai ry zareo tamin'ny samedi lasa teo ffa tsy nahavanona satria efa tonga nialoha andry zareo teny koa ny tsy mankasitraka izany hetsika izany.Vokany sa...
tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:52
lema
(
23/03/2004 15:46)
tokony ho saro-piaro ve
atraiza ny fetran'ny fahasarota-piaro eo @ anabavy za dé tsy mba saropiaro t@ anabaviko mihitsy fa tsy aiko...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/06/2004 06:57
ralipo
(
23/03/2004 15:37)
Sipa ati-doha
Rehefa ela "niodinana" ny sipa dia mamatotra ny bandy @ zay!...
tohiny
novalian'i mimich ny 02/07/2004 10:57
ralipo
(
23/03/2004 15:34)
Bandy kamo
Amin'izao fandrosoan'ny fiaraha-monina izao dia betsaka ny lehilahy no mitety vonikazo fotsiny dia miala!...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2004 21:17
