LEHILAHY TALOHA
1. ralipo
(
26/03/2004 10:05)
Ny lehilahy taloha 1900-1970 afaka manome sécurité ny vehivavy mihoatra ny ankehitriny. Izany ka bandy!
novalian'i fijo ny 13/04/2004 23:30
3. ralipo
(
26/03/2004 10:33)
Zava-misy io ra x ary ny hevitrao omena dia ampy, afaka mitsipaka tsotra izao ary tsy mahamenatra ny manaiky. Marihiko fa 18-99 taona ni voakasika izay
4. ikaretsaka
(
26/03/2004 13:42)
ka taloha ny vehivavy tsy mitady liberte ohatran'ny ankehitriny ko
5. laloa
(
26/03/2004 19:22)
tena marina mihitsy aloha izany satria ankehitriny ny lehilahy tsy mivaky loha loatra @ vehivavy na vadiny io na mbola tsy vadiny e!
6. xxx
(
26/03/2004 09:41)
Inona ity lehilahy taloha mivandravandra be ty le?
Nareo ve antitra sa tanora e?
toa faly manankiana ny bandy am zao fotsiny.
securité amny ahoana zany vola sa sandry?
Nareo ve antitra sa tanora e?
toa faly manankiana ny bandy am zao fotsiny.
securité amny ahoana zany vola sa sandry?
12. ralipo
(
27/03/2004 14:30)
O ra X a! rehefa matomatotra kokoa miverina anaty forum fa aza misahirana manao interpretation foana fa lasa azo avadika any @ Lalao sy Hatsikana ilay loha hevitra.
13. kitjo
(
27/03/2004 15:26)
mba maka tahaka anah izy ralipo an
k tsy ampy hatsikana sy lalao ngamba le forum ko,
k tsy ampy hatsikana sy lalao ngamba le forum ko,
15. xxx
(
27/03/2004 11:47)
Ralipo tsy normal mihitsy ianao sy ramaso io,ny loha-nao angamba no efa tavela any am ny hantsinkana sy lalao.
16. nananie
(
29/03/2004 18:38)
Ary xxxxx kou nga moa normal???
Fa in moa ny atao we normal aminao e? Mba valio dia AZA MIHAFINA RAHA NORMAL !!!Tssss!
Fa in moa ny atao we normal aminao e? Mba valio dia AZA MIHAFINA RAHA NORMAL !!!Tssss!
17. nananie
(
29/03/2004 18:48)
Ary kay voan-dRamaso tatsy ambadika tatsy, tsy nahantaty dia aty no mba mamely! Ntsss!
20. fijo
(
30/03/2004 22:37)
kally>taiza indray izany toetra mampiady olona izany?.mba hendry.fa bedy eo
