LEHILAHY TALOHA

41. fijo ( 09/04/2004 04:31)
izay hora laniny tsy inona fa ny fanehoany izay mihafina sy fampahalalany ny tsy sahy mihatrika ny heviny no zava dehibe.ary mino aho fa maro ny manohana azy amin'izay.efa firy taona ve dia mbola tsy sahy hijoro amin'ny heviny ihany e.hiandry rahoviana?
42. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:18)
zay hoa
43. xxx ( 09/04/2004 20:54)
Aza mifaneritery dia milàminà!
44. ralipo ( 10/04/2004 05:10)
Tena mivoha foana koa ny varavarana @ karetsaka an!
45. poussiereniceself ( 12/04/2004 17:36)
D efa any izany no fotoana ry vehivavy hajaina.
46. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:37)
nivoaka ve fa traingo.. zafady e.. tsy maintsy nanao izay aho patro na akamako aza ianao
47. xxx ( 13/04/2004 14:31)
Tongava ho namako izay te hijery sary.
48. poussiereniceself ( 13/04/2004 14:37)
io ambony io
49. xxx ( 13/04/2004 14:38)
Ry vehivavy) fa tsy lehilahy.
50. fijo ( 13/04/2004 23:30)
ka ianao aza tsy hay hoe lahy sa vavay ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5174