LEHILAHY TALOHA

21. ralipo ( 31/03/2004 04:39)
Marina izany e. Aleo mifampitaiza foana de misy ho tantaraina @ zafikely any aoriana
22. fijo ( 31/03/2004 21:53)
izay hevitra momba ny loha hevitra no tokony haseho fa tsy miady fotsiny.izaho ohatra dia manda io hevitra io,satria arakaraky ny olona io.
23. ikaretsaka ( 31/03/2004 22:50)
XXX tsy tena mahay mifidy tsara fa tratra ko
24. bice ( 01/04/2004 07:05)
taloha hono tsin b mpaka fo d eo ny fampisehon`ny bandy ny ny aminy
25. xxx ( 01/04/2004 11:35)
Tsy mahay mifidy aminy inona ny tenako ry karetsaka?
26. xxx ( 01/04/2004 11:46)
Nananie>Ianao koa angaha tsy normal?,ny mahatonga ahy hiteny anizany ny zavatra teneniko normal nefa izaho lazain dralipo fa tsy matotra,dia xxxxxx no tiako dia izay no ataoko,dia inona koa no mbola tsy mazava???
27. hendry ( 01/04/2004 14:23)
Saika tsy azoko ntsony ilay izy, be resaka antsisiny loatra.
Ny lehilahy taloha afaka manome securité mihoatra noho ny ankehitriny? satria ngamba ny lehilahy taloha mety mifantoka @ vehivavy tokana (iray) dia vitany tsara ny adidiny rehetra.
28. lema ( 01/04/2004 14:59)
fa inn no norm ato @ forum e!
asio norm izy ty rahery a!
29. kitjo ( 01/04/2004 17:12)
misamaritaka
zay d faly ery xxxxx fa nisamaritaka ny ol
manimba fiarahamonina tttsss
30. fijo ( 01/04/2004 22:50)
andao isika hitaky amin'i hery momba ireny tsy sahy miseo ireny e.ny teny gasy koa sady tsy misy X
31. ravatorano ( 02/04/2004 12:43)
ka ny lhl taloha anie ralipo mbola nihanoka teo amin ny fiainana mora na azo nihoriranana fara faharatsiny.Izany tsy midika fa ny amizao de tsy mamely fa mba miezaka ihany manao ny mety fa ny talou kosa hafa ihany ?
Mbola niaina tamin ny katisoa sy ny voamena , ny ariary be , ny roapolo taratasy ,>Tany amin ny taona 1977 tany ho any anie vao tena niova ny fandehan javatra rhtr e
Lasa investissement à outrance dhl na ny fitadiavana sipa aza .Na izany aza aloko amizao fa mahavita be ny bandy amizao afaka mitondra jo any amin ny resto , cyber café , sns , mandalo forum d mi chat sns
32. nananie ( 02/04/2004 14:10)
XXXXX, tohizo ary ny anao dia aza gaga refa vôfafa ato enao! Tssss! Ol mpigafy fotsiny ntsss!
33. ralipo ( 02/04/2004 22:10)
fijo> Safidy tokoa io an! fa le izy ve "choix" sa "contrainte" sa misy "norme" izany hoe "condition optimal" vao "stable" @ vhv ny bandy iray?
hendry> Eny e vehivavy tokoa mety ho iray fa ny ankizy taloha tena maro satria en moyenne 6 ny fianakaviana iray, mila velomina daholo ireo an!
ravatorano>Sao dia ireo "Fandrosoana" ireo ary no miteraka "charge supplémentaire" dia ilay fototra nametrahan'ilay zanak'oln hoe: "Miteraha ary mamenoa ny tany" no lasa ambikambinjavatra, diniho tokoa anie fa raha misy mpivady dia tsy mihoatra ny 3 ny zanany, ny bandy "célibataire" @ 30 taonany tsy lazaina intsony.
nananie>Aza marary fo amin'zany fa ol mbola tanora kely io
34. ikaretsaka ( 02/04/2004 23:01)
i mahaizamifidy ilay XXX io raha tianareo ho fantatra
35. kitjo ( 03/04/2004 09:06)
iza ko zany le,
asaivo mahay mifidy ny ps-ny izy amzay sahy mijoro
36. fijo ( 06/04/2004 23:52)
misaotra nampahafantatra ilay miafina e.fa tsy mitovy ny omaly sy ny androany ka tsy mety raha ampitahana ny fiainana.
37. bice ( 07/04/2004 10:09)
xxxx> asehoy hono zany ny mahalela anareo na ny mahavevavy anareo e
38. xxx ( 08/04/2004 07:18)
Firy ora no lanyn i karetsaka teo ampiandrasana an zany tary ambadika tary?,mba tiako ho fantatra.
39. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:36)
ambadika aiza io?
40. ralipo ( 08/04/2004 20:55)
ambadiky sahondra angamba!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7954