iza no kambana amiko
1. zanita
(
25/03/2004 19:06)
mitady raha mba misy any ho any olona kambana amiko zany hoe teraka ny 24 03 82 t@7:15 maraina , na de tsy mitovy heure aza de efa mahafaly ahy ok
répondu par iartistika le 16/02/2005 21:50
6. nananie
(
26/03/2004 12:56)
Mba dadany kosa zany mitady kambana zany!
Après tout pourquoi pas?!
Marina ny anjy ry kitjo! Bon anniversaire aky ry Zanita a!Vaut mieux tard que jamais.
Après tout pourquoi pas?!
Marina ny anjy ry kitjo! Bon anniversaire aky ry Zanita a!Vaut mieux tard que jamais.
