Poopy sy Bodo
1. voninkazokely
(
26/03/2004 10:15)
Manakory aby ianareo eto amin'ny forum!
Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é .
Misaotra betsaka mialoha ô!
Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é .
Misaotra betsaka mialoha ô!
novalian'i chipie1 ny 11/06/2004 07:56
2. nananie
(
26/03/2004 11:29)
adiresy e-mail zany ve tsy hita any @ site-ny?
Mba hanoratra any anga njy?
Mba hanoratra any anga njy?
3. xxx
(
26/03/2004 18:13)
Nga tsy misy artista hafa eh
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 06:13
4. xxx
(
26/03/2004 18:28)
Mba omeo kosa izy re izay manana a! na izahay koa aza anie mba mila e! misaotra noho ny fiaraha-miasa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 06:28
5. nananie
(
27/03/2004 19:39)
Ka mety tsy misy manana anie e! Tsy maintsy mitady any @ site-ny zany wa!
7. jhouhlambout
(
27/03/2004 18:00)
Nijery site mikasika an'i poopy aho dia voalaza fa izy hono ny artista gasy manankarena be indrindra manaraka azy i bodo. Vola be zany...
8. nananie
(
29/03/2004 19:00)
Tsy haiko par coeur le izy, fa mandeha @ yahoo na google dia mitady ao @ recherche ka! Ry "Zay" zao no hitako ôtr'izany.
Ary i Jhoul kou mampilendalenda an'i Vonikazo kely eto fotsiny , fa tsy nanome an'ilay adiresy akory!
Ary i Jhoul kou mampilendalenda an'i Vonikazo kely eto fotsiny , fa tsy nanome an'ilay adiresy akory!
9. nananie
(
29/03/2004 14:43)
Vonikazokely, vao avy nijery an'le site za, fa tsy nahita adiresy e-mail na iray aza. Adiresy taratasy no ao.Désolée!
11. nananie
(
30/03/2004 20:11)
An an an! Fa manin? Ol zavatra i Vonikazo no nangataka adiresy e-mail kou.
12. ravatorano
(
01/04/2004 07:41)
tsy manana adiresy mail omena antsika ireo raha tsy ol efa tena fantany na namana akaiky anazy fa aleo hanontanina ihany ny fanclub ny dia raha mahazo dia omena i vonikazokely
13. jhouhlambout
(
01/04/2004 12:35)
zay hoà, sady ny site nojereko tsy manome adresse mail akory...tsss
14. kitjo
(
01/04/2004 13:54)
mandehana eo Ankadifotsy le akaikin office du bacc d anontanio ao fa ao maman i Bodo,hihihihi,
sady misy gato tsala b ao an,d mody mividy zavatra ra menatsa sady manontany
sady misy gato tsala b ao an,d mody mividy zavatra ra menatsa sady manontany
20. chipie1
(
11/06/2004 07:56)
njaso fa ho any dago za ry voninkazokely de hoteneniko anjy fa za kou mitady anireo.