Liste des messages
Liste des messages, inserés par chipie1, par ordre de date
chipie1
(
04/10/2006 11:02)
fa aiza daolo e !
mba nakaiza daolo lé namana mpi forum be teto taloha toa tsy hisy tazana e , ry pitchou , dizneff34 , mumu , mihanta , kinaoly , riffeur , poupounesana ; zakilinina :-D , nananie , voninkazokely sns ...
suite
répondu par chipie1 le 19/10/2006 11:49
chipie1
(
14/10/2005 07:40)
Kiaka
inona kay no album nivoaka farany e ? tsara ve ?...
suite
répondu par raygasy le 25/10/2005 14:57
chipie1
(
10/10/2005 16:41)
Fanja Andriamanatena
iza no efa naheno anlé album ny "isika no miaraka ...mozika tsotra izao " ? toa mbola tsy misy ato aminy radiovazogasy :wink:...
suite
répondu par jm le 02/11/2005 18:42
chipie1
(
03/03/2005 08:56)
Bachelor
iza ianareo no mijery anilay "Bachelor" aminy M6 ? ahona no mba kômentera nareo aminilay izy ? :lol: ...
suite
répondu par chipie1 le 27/04/2005 16:50
chipie1
(
19/01/2005 11:17)
hirany fahazazana
mino ngamba fa tsy hisy zaza tsony ato an! :wink: de inn kay no hiranareo taminy mbolakely , ka mbola tsaroana fona oe zay le hirako talou eh! :-D :-D ...
suite
répondu par mihanta le 01/02/2005 22:05
chipie1
(
13/01/2005 10:39)
dikany ilay ps nao io ?
inona kay no dikanilay ps nareo reo e? efa nande teto le sujet fa betsaka ny vaovao manko ! :-P ...
suite
répondu par Riffeur le 26/04/2005 18:34
chipie1
(
02/12/2004 17:04)
voninkazo aminy ririnina
inona no voninkazo atao nareo eo anjaridaina refa ririnina be ,?...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/12/2004 00:06
chipie1
(
17/11/2004 14:32)
solomiral
mbola mihira ve ry zareo sa tsia ? za mba anisany makafy ny mozikany manko....
suite
répondu par fijo le 07/02/2005 22:10
chipie1
(
05/11/2004 10:46)
ohabolana momba ny vady
inona avy no ohabolana momba ny vady ainareo ?
-raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovy mande!...
suite
répondu par naritsimba le 22/02/2005 06:09
chipie1
(
26/08/2004 11:36)
sakafo maina
iza no mahay ny fandrahoina ny sakafo maina ireny ? (anana maina, ravitoto sns...) ....
suite
répondu par ikaretsaka le 31/08/2004 00:01
chipie1
(
23/05/2004 09:18)
sipa misy tatouage
aôna no hevitrareo amina sipa misy tatouage?
...
suite
répondu par bangaridana le 03/12/2004 04:48
