dikany ilay ps nao io ?

1. chipie1 ( 13/01/2005 10:39)
inona kay no dikanilay ps nareo reo e? efa nande teto le sujet fa betsaka ny vaovao manko ! :-P
novalian'i Riffeur ny 26/04/2005 18:34
2. watafon ( 13/01/2005 10:53)
que c bô :wink: ! ary nenao ?
3. chipie1 ( 13/01/2005 11:13)
hihihi watafon
nena fiatsona ana taminy fahazazana nefa mbola misy miantso ana anio iany :-P
4. chipie1 ( 13/01/2005 11:21)
za tsy tia chips no dikany :-D :-D
5. moi ( 13/01/2005 11:23)
Ny ahy ny heviny dia ny volana natao \"au singulier\", nesorina ny \"s\" farany satria tsy mety ho sady juin no décembre ny andro iray. moi de zanvie tsika zao ! hi hi hi

ary ny an\'i vous mba ahoana
6. watafon ( 13/01/2005 11:25)
moi hihihi
chips fa in tsy itiavanao chips e ?
7. kavitra ( 13/01/2005 11:25)
PARYS SIENGERN!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! sa PISO :lol:
8. chipie1 ( 13/01/2005 11:28)
watafon> tsy tiako fotsiny ka tsy asina oe aona,? :-P
9. watafon ( 13/01/2005 11:31)
chipie ok azany e! ohatran\'ilay hiran\'i bodo zany e!
10. mihanta ( 13/01/2005 11:57)
mihanta njay v?nahay mintsy dada sy neny nanao an\'io anarako io fa za tia mihanta b :-D
11. chipie1 ( 13/01/2005 11:59)
ntsônalé :wink:
12. kanty ( 13/01/2005 12:06)
Nena ndray hendry \"hono\" no dikany any @ faritany betsimisaraka any fa ny nifidianako an\'io ndray d mafinaritra a ny fanenony. fa toa anarana vato koa io raha tsy diso aho :)
13. chipie1 ( 13/01/2005 12:09)
kanty> hendry vato zany :-D :-P
14. dezy ( 13/01/2005 12:58)
anarana panao bolina nalaza tany dago talo (dezy monstre, dezy maitso volo,dezy kely ...) sady mba fohy no tsotra
15. maditra ( 13/01/2005 13:10)
ny ahy ve? Satria izay no izy! :-D.Sady mazava be koa anie.
16. watafon ( 13/01/2005 13:21)
mihanta d gatée b zany njy io zao ?
17. chuan ( 13/01/2005 15:00)
dezy > fa en plus n`zany , io ps n`lah io kou tena mpanao rap gasy malaza \" L`Dezz\" raha tsy diso zah !
18. kanty ( 13/01/2005 15:13)
chipie1> Vato hendry kaa :D
19. bichette ( 13/01/2005 15:48)
za hono hozizy dada sy neny \"antsônalé\" be tamin\'ny mbola zaza dia lasa hoe bichette fa izao hono azo hiafiana dia notazonina ilay hoe bichette
20. tsiperifery ( 13/01/2005 15:54)
za hono masiatsika sy mivantambatam-piteny e ! Saingy azo leferina ihany fa tsy mahery toy ny sakay !!! Mety azo ampiarahina @ chips ve ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6815