dikany ilay ps nao io ?

61. mumu ( 19/01/2005 08:44)
ikaretsaka purée miaraka amin\'ny boudin milay be an!! :^)
62. chipie1 ( 19/01/2005 08:50)
eh! lasa resakanina le izy !
hors sujet njiko ry mumu kelyô! :-D
63. tsiperifery ( 19/01/2005 08:54)
ps mumu angamba avy @ hoe miam miam :wink:
64. mihanta ( 19/01/2005 08:59)
misy ahita volana alohan\'ny biby njay an :-D
65. sahary ( 19/01/2005 09:53)
nena njay zany de anarana style an\'ny mpanao kung fu izy io,izay style tena nanavantana ahy tokoa,de nogasiako mba ho gasy2 tsara \"sahaar\"=\"serpent\" de zay.
66. mihanta ( 19/01/2005 10:01)
tsy mba neritreretiko mintsy zany serpent zany :-D
67. mumu ( 19/01/2005 10:52)
chipie1 resak\'ovy sy chips no ataonareo eo de mamaly za klé!!
68. chipie1 ( 19/01/2005 11:08)
mumu< ben ça suffit !! :evil: :-D
sahary> hafa njay iny
69. ja ( 19/01/2005 11:13)
nena injay surnom an\'lery!
70. chipie1 ( 19/01/2005 11:14)
humm ! mafinaritra zany mifankatia eh ! :-P
71. mumu ( 19/01/2005 11:22)
chipie1 :evil:
72. welie ( 19/01/2005 15:25)
mihanta.... tanjemo fa misy bibilava miova loko koa an! :-D
73. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:11)
mumu> ko efa hoe \" sahy sophie\" hono!
74. pitchou ( 19/01/2005 19:51)
karetsaka> ountssss! karetsaka zany v mila pitchou-ana fa atosika fotsiny!
75. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:58)
pitchou> nefa vo hitako saika tsy nahavoa varavarana fiara karetsaka mihitsy le t@ farany inyraha tsy novohain\'ingahy saofera :^)
76. iriniaina ( 19/01/2005 20:00)
ny ana aloha dia tena io eh! :wink:
77. fijo ( 19/01/2005 22:01)
mumu indray io makatahaka ahy mamadika resaka ho lasa sakafo io an.
mumu,neken\'i zoky ve le resaka???? :)
78. sahary ( 20/01/2005 03:51)
Mihanta/fa serpent inona ndray no noheritreretin-dry
79. ikaretsaka ( 20/01/2005 03:54)
izany ve letsy de anontaniana ihany... i mihanta anie io e..
80. mumu ( 20/01/2005 11:41)
fijo > resakinn leiss?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2402