dikany ilay ps nao io ?

81. pitchou ( 20/01/2005 11:48)
karetsaka> ko nenazy tsy karetsaka intsony no nanidy ny varavarana fa fanalahidy ko!
82. fijo ( 20/01/2005 23:34)
mumu le hoe tian\'i zoky nga raha fijo
83. naritsimba ( 21/01/2005 07:29)
Manahoana daholo ô!

Ny ahy ny PS ko dia avy @ fitambaran\'ny anaran\'ny Dada sy Neny izay nakana ny anarako ihany koa no nahatonga ny hoe:NARITSIMBA

Misaotra eeeeeeee
84. hery ( 21/01/2005 07:56)
ny ahy aloha ny tena anarana fiantsoana ahy io.

mba naniry hanana ps hidirana teto aho... fa t@ voalohany tsinona tsy maintsy mba anarana no apetraka dia lasa hery no ato.

Raha manana ps aho dia angamba nataoko hoe tsiky na zavatra hafa.
85. ja ( 21/01/2005 08:25)
ansay naritsimba e!
ianoa anga tia tsiky2 ry hery?
86. mumu ( 24/01/2005 08:27)
fijo ieny hono!
87. fijo ( 24/01/2005 23:36)
mumu ok izany fa mazava ny lalana
88. sahary ( 25/01/2005 04:07)
welie
ny tanalahy no miova loko fa tsy ny bibilava !
chipie/ elsa chipie
89. saholytiana ( 25/01/2005 15:52)
salut daholl . ny ps-ko klou dé so dé zah ary tena manjakely tokoa ? asa klou hihihihihi tsy madoka tena fa ba mafinaritra anah io ps-ko io lol :D
90. chipie1 ( 25/01/2005 16:01)
saholytiana > humm :-P tsara be mahintsany :wink:
91. damaopa ( 26/01/2005 02:21)
ny ahy ny solon\'anarana entiko dia mampahatsiaro ahy ny asan\'i Papa fahiny.
92. saholytiana ( 26/01/2005 06:26)
chipie1 , sotra e! ary zao mako , eto zah ny ps-ko dé saholytiana , fa any @ tchat manjakely , tadidindry ? manjakely fa tsy \"majakely\" misy namana ko eto woué \"majakely\" vao2 izy.Bonne journée daholl
93. fijo ( 26/01/2005 22:17)
saholy kay ndry le manjakely ao .hummmmm
94. saholytiana ( 27/01/2005 13:05)
fijo , inona dray zao io hummmm io ? hahahha
95. fijo ( 27/01/2005 21:57)
an an faly aho ka.hummm hummmm
96. mumu ( 28/01/2005 20:57)
fijo :evil:
97. ( 28/01/2005 21:10)
reo njay fa manao vazaha mody miady
98. mumu ( 30/01/2005 19:14)
io njay fa tsy sahy mampiseo ny psny! :{
99. ikaretsaka ( 30/01/2005 20:06)
:^) mody miady ndray reo
100. chipie1 ( 30/01/2005 20:07)
:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2337