dikany ilay ps nao io ?
1. chipie1
(
13/01/2005 10:39)
inona kay no dikanilay ps nareo reo e? efa nande teto le sujet fa betsaka ny vaovao manko ! :-P
répondu par Riffeur le 26/04/2005 18:34
3. chipie1
(
13/01/2005 11:13)
hihihi watafon
nena fiatsona ana taminy fahazazana nefa mbola misy miantso ana anio iany :-P
nena fiatsona ana taminy fahazazana nefa mbola misy miantso ana anio iany :-P
5. moi
(
13/01/2005 11:23)
Ny ahy ny heviny dia ny volana natao \"au singulier\", nesorina ny \"s\" farany satria tsy mety ho sady juin no décembre ny andro iray. moi de zanvie tsika zao ! hi hi hi
ary ny an\'i vous mba ahoana
ary ny an\'i vous mba ahoana
10. mihanta
(
13/01/2005 11:57)
mihanta njay v?nahay mintsy dada sy neny nanao an\'io anarako io fa za tia mihanta b :-D
12. kanty
(
13/01/2005 12:06)
Nena ndray hendry \"hono\" no dikany any @ faritany betsimisaraka any fa ny nifidianako an\'io ndray d mafinaritra a ny fanenony. fa toa anarana vato koa io raha tsy diso aho :)
14. dezy
(
13/01/2005 12:58)
anarana panao bolina nalaza tany dago talo (dezy monstre, dezy maitso volo,dezy kely ...) sady mba fohy no tsotra
17. chuan
(
13/01/2005 15:00)
dezy > fa en plus n`zany , io ps n`lah io kou tena mpanao rap gasy malaza \" L`Dezz\" raha tsy diso zah !
19. bichette
(
13/01/2005 15:48)
za hono hozizy dada sy neny \"antsônalé\" be tamin\'ny mbola zaza dia lasa hoe bichette fa izao hono azo hiafiana dia notazonina ilay hoe bichette
20. tsiperifery
(
13/01/2005 15:54)
za hono masiatsika sy mivantambatam-piteny e ! Saingy azo leferina ihany fa tsy mahery toy ny sakay !!! Mety azo ampiarahina @ chips ve ? :lol: