dikany ilay ps nao io ?
42. booboo
(
17/01/2005 13:38)
ny anà indray satria zà tia choco beeeee mitsy ôtra an\'i booboo @ dragon ball Z. Dé koa misy an\'izay Boo zay @ jeu iraika zay dé raikitra booboo ny anarako satria tian\'ilay ankizy kely iraika izay zà sy Boo. Dé ny antony farany, booboo t@ scout Baloo dé misy panda zay booboo ny anarany.
47. ikaretsaka
(
18/01/2005 04:30)
vazaha mody miady ireo ani ee.. androany bagarre de avy eo barrage!
syllabe avadika fotsiny
syllabe avadika fotsiny
48. ravatorano
(
18/01/2005 07:52)
ika>tena hain elah marina le kozy
mumu sy mihanta>io fa hitan olona ny toetra nafenina hihihihihi
fijo>za zao mahita fa ny ps mumu no miady amin ny hoe fijo sa ahoan houzy nareo
chipie1 sy ika izany koa milamindamina mihitsy mahare izany miaraka :-P

49. chipie1
(
18/01/2005 07:56)
efa naeno anizany niaraka nga ravato? mandainga ratsy tss! :evil: :-D
50. mumu
(
18/01/2005 09:46)
fa taiza kay ikaretsaka nahita anay sy mihanta niady tato amin\'ny forum??? :roll:
fijo tsy miaro azy za fa misaotra azy :lol:
ravatorano zokimalala :-* za tsy manafina mintsy hoe be hantahanta an!! tiany razoky zany raha fijo no miaraka amiko???
fijo tsy miaro azy za fa misaotra azy :lol:
ravatorano zokimalala :-* za tsy manafina mintsy hoe be hantahanta an!! tiany razoky zany raha fijo no miaraka amiko???
54. ikaretsaka
(
18/01/2005 19:46)
rehefa tsy ny karetsako no apitchou-kao ao ry pitchou de ok foana ka..
Ravatorano> tsy miaraka izany ny karetsaka sy ny chipie fa ny anay ny ankizy hatrany Bira iyhany
Ravatorano> tsy miaraka izany ny karetsaka sy ny chipie fa ny anay ny ankizy hatrany Bira iyhany