dikany ilay ps nao io ?

21. chipie1 ( 13/01/2005 16:13)
tsiperifery> an3 misy chips masitsika kou ka :-D
22. tsiperifery ( 13/01/2005 16:18)
paprika v ? voan\'ny tsiperf ireny kouh ! :lol:
Mahay miari-pery koa ny tsiperifery na misy masiaka aminy aza ! hihi
23. ikaretsaka ( 13/01/2005 17:49)
Ny ahy ndray bedebe ny antony
t@ nanao baolina taloha .. saika defense sy/na mpiandry tsatokazo ahako! na amin\'ny basikety @ zao fotoana dia izaho mpanidy ny cerceau sy misakana ny olona tsy hantsaka any ny tena fanaoko sisa.
De ny anankiray ndray amin\'ilay asa \"mikaretsadretsaka\" io de zay zany e!
24. rapisoukely ( 13/01/2005 21:13)
pisoukely
25. fijo ( 13/01/2005 22:02)
fijo indray dia izay ,fijo io teny majunga.\"fika\" no dikany.izany hoe le fika fetsy io fa tsy le fika be an.ka za mpampiresaka tany dia nataondry zalahy hoe \"laholo ty koa fijo\" dia raiktra an\'izay
26. ravatorano ( 14/01/2005 08:36)
rehefa mitsangatsangana matetika dia morondrano na misy rano mikoriana ka dia mahita vato andalovan ny rano foana ianao , raha mamonjy ranomasina dia toy izany koa fa iny ry zalah tsy misaraka dia noraisiko ilay vatorano fa nasiako ra teo anoloany.
faharoa dia prenom-ko en frantsay io vatorano io d izay :-P
27. andansonia ( 14/01/2005 13:44)
Ny ahy io anarana siantifika iantsoana zavamaniry malagasy any amin\'ny faritra maina baobab
28. mihanta ( 14/01/2005 16:32)
fa njainjay le ps tsy misy ifandraisany am le oul.
29. idealy ( 14/01/2005 19:14)
une partie @ anarako
30. ikaretsaka ( 14/01/2005 19:55)
mihata> ny anao misy ifandraisany sa tsia?
ny hitako manko tsy mihanta intsony ianoa indraindray fa anao lemozy!
31. chipie1 ( 15/01/2005 12:24)
pfff inn ndray aza ity lazainy ikaretsaka ?
32. watafon ( 15/01/2005 14:46)
marina zany kah ! nenĂ  ange io zavatra fiteniteny eny fotsiny d io no voasoratry ny tanako t@ za nanao inscription e! d zao ! d taty aoriana vao namoronana heviny ! :wink:
33. mumu ( 15/01/2005 15:07)
nena alou de ampahany aminy anarako io
34. nikopol ( 15/01/2005 17:30)
Ny antsika sy mumu zany mitovy. :lol:
35. mihanta ( 15/01/2005 18:16)
mitovy fa tsy sahala :-D ,mumu sy nikopol v d hitovy?mumu manja :D
36. chipie1 ( 16/01/2005 14:40)
mihanta> 8) :-D
37. ikaretsaka ( 16/01/2005 14:41)
zany hono! mila verifiena zany na zany aza !
38. chipie1 ( 16/01/2005 19:18)
za alou de tsy iverifier anizany fa de zay zany hono... 8)
39. ikaretsaka ( 16/01/2005 19:57)
ka ato mao malaza @ tsy fitsorana io ka mila hamariniona.. surtout raha ilay zazavavy io no miteny
40. mumu ( 17/01/2005 11:32)
inn njay ity 8) ry chipie?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4939