dikany ilay ps nao io ?
101. yonikafopl
(
30/01/2005 23:16)
fiko kosa mba mahaiza mionona amin\'i mumu amzay eeee. ampy izay vita izay fa efa vaovao ny taona :-P
109. dadabe
(
07/02/2005 04:28)
ny ahy aloha de satria aho efa misy fotsy ny voloko e,hiihihihihi,sady tiako fotsiny le anarana de zay e,
sady zao kou moramora amizay ny mitady bebe hihi :D :D (l) :-*
sady zao kou moramora amizay ny mitady bebe hihi :D :D (l) :-*
116. majakely
(
25/04/2005 08:40)
ny ahy injay dia saika nataoko hoe :mejakely avy amin'io anarana (Meja )io, tiko io anarana io! ka saingydiso frapy zah ;de lasa maja;ny olona rehetra moa nihevitra hoe manja no niaviany de navelako eo !mistery amin'izay hihihi !!
117. majakely
(
25/04/2005 08:46)
zah koa manaraka ambokony zay tin'ny olona na manja na tsia ,na meja na maja ;de tsy misy olana e !mety daholo fa io meja io no tena niavian'ilay hoe majakely klo eh ! :) fa manjakely efa misy manana de toute façon!