sipa misy tatouage

1. chipie1 ( 23/05/2004 09:18)
aôna no hevitrareo amina sipa misy tatouage?
2. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:31)
sipa voasoratra ireny ko.. amiko sipa feno piercing=sipa goaka
sipa misy tatouage= sipa vita..sonia!
3. slf ( 23/05/2004 20:54)
Ny amiko,dia anisany mahafinaritra ny sipa raha tatouage kely,tsy mihoatry ny 2 cm eo halehibeny ary amin'ny faritra tsy dia miseho maso loatra raha tsy indraindray,
4. yonikafopl ( 23/05/2004 21:26)
ny ahy ilay tatouage kely ( dauphin) eo andamodina ambany iny hhhmmmm
5. aladin ( 24/05/2004 04:56)
raha le raozy ndray no m'lay!fa raha le barbelets manodidina ny sandry na le futuriste sy fetich reny lou de mbay tany e!vô jerena de ôtran'ny hoe sipa degah be kou!
6. lapoussy ( 24/05/2004 12:27)
za zao misy tatouage, d ahoana? Raozy mena sy maitso, eo am lamosina ambany havia; tsy d hita maso fa ho an'.....Ra mahita a nareo d kitio a d teneno hoe serasera an!!!
7. chipie1 ( 24/05/2004 12:29)
karetsaka>sipa misy tatouage= sipa vita..sonia !!
vita sonia aôna ???
8. mumu ( 24/05/2004 12:32)
lapoussy hihihih

za kou zao misy 2 de maninona!!

ikaretsaka kou raha tsy taratasy ny sipa kou asina sonia klé!!
9. jhouhlambout ( 24/05/2004 13:23)
Raha ny soniako no tatoué eo dia mety!
10. samoina ( 24/05/2004 13:44)
misy milay jerena saingy misy mampihemotra koa anefa !!
11. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:21)
Chipie 1.. at aminay be KOfiboay aty dia taha hoe tatouer na iznay dia ataon'ny aty hoe vita soania satria efa vita ny contrat de vente dia afaka amidy @ izay ny omby dia asiana numero @ vodiny sia asiana ilay ohatan ny puce iny ao natiny mba iarovana azy tsy ho very ..
izany fiteny hoe "Tatooed"(=tatouee) izany aty dia efa efa voasonia ary voamarika ilay omby fa lafo ...
12. kally ( 24/05/2004 16:14)
Dia ahoana rehefa antitra?Miketrona be eo izany ilay sary raozy sy ny sary dauphin?Dia hoy ny zafikelinao hoe sary inona ho'a io an-damosin'i bebe io koh?
13. hendry ( 24/05/2004 16:15)
na sipa na bandy mitovy daholo rehefa misy tatou, samy voatombokase mandrapahafatiny. Rehefa antitra reny manenina...
14. donemaskit ( 24/05/2004 16:49)
zah aloha tsy dia mampaninona an'ahy loatra raha tsy dia hita be loatra ilay izy e, oh : 5 cm x 5 cm eo @ kibo......................
15. chipie1 ( 24/05/2004 17:33)
ny any i karetsaka zany ny sipa misy tatouage sipa misy mpividy...
mazava be ...
da aona ny hevitry ireo sipa misy tatouage amzany klé???
amiko alou ilay izy tsy de tiako nefa samy manana ny fijeriny ny tsirairay avy,respecteko ny safidiny tssirairay.
hendry> Fa toa misy azo alana hono izy ireny!,
16. mumu ( 24/05/2004 17:39)
za alou misy tatouage samia manao zay tiany fa tenany io!!
17. karynah ( 24/05/2004 19:02)
Za koa misy tatouage na raozy ao ambadiky ny épaule gauche-ko. Fa zay tsy tia de mijanona fa za kou hiraharaha?
18. mumu ( 24/05/2004 19:04)
karynah hita wa zay tsy faly mibotsina!!
19. karynah ( 24/05/2004 19:05)
Za koa misy tatouage na raozy ao ambadiky ny épaule gauche-ko. Fa zay tsy tia de mijanona fa za kou hiraharaha?
20. dezy ( 24/05/2004 19:27)
tsy de man'inn lotra ra tsy hita e .Mba mety charme hoan'kofa koa anie no nanaovany an'io e.Refa tsy mivandravandra toy vay akandrina de tsy man'"inn.nefa asa fa samy manana ny tiany ry zalahy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.548