sipa misy tatouage

21. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:35)
eny e.. mety misy sharme fa dia io voalazako io e.. mba tia ihany ny bandy fa nony nahita ny tena dikany taty @ be kfboay taty dia nisalasala koooo
22. dezy ( 24/05/2004 23:12)
ka le izy anie less ry ikaretsaka tsy azo tonga de atao bango tokana fa samy manana ny azy ny omby sy ny olom-belona e.ny omby tsy manantsafidy fa ny oul (vevavy)mba efa niaritra ny narary nanao aniny mba ho tini-kofa de mba samy mieritreritra eny e hihihihihi
23. ikaretsaka ( 25/05/2004 00:00)
za zany le kofa tsy tia e
24. chipie1 ( 25/05/2004 09:05)
tsy izay mou no tsorina ry karetsaka fa mbola naodina ny kôzy...
25. hery ( 25/05/2004 11:00)
Nisy namako izay nisy tatouage eo amin'ny tratrany havia...
Soa fa namana fotsiny
26. mumu ( 25/05/2004 12:03)
hery hihihihi "nisy" tsy namanao tsony nga izy??
de raha tsy mpinamana fotsiny nareo de ahona???
27. hery ( 25/05/2004 12:37)
hihihi
Tsy hitako intsony izy mumu... mety efa nasiany tatouage kou zay ny tratrany havanana. Fa nénah namako fôna na tsy hitako tsony aza kou... :)
Euh... raha tsy mpinamana fotsiny izahay dia mety tatouage foana ny laokanay isanandro :)
Ok, pâte sy glace ary tatouage zany e.
28. mumu ( 25/05/2004 12:56)
hery hihihi

aza mampimé eo fa tssss taiza njay nisy oul mihinana tatouage??? glace sy pâte de ekena!!

Tsy hita tsony ahona??? sao de elà oqp amin'ny révision io no tsy hitahita tsony knou!! :)

nde mianatra!!!

29. betty ( 25/05/2004 13:13)
mumu hery hmmmmm
aona marina oe le tantaran lé tatouage?? :p
30. mumu ( 25/05/2004 13:22)
betty hery hono mihinana tatouage!!
31. hery ( 25/05/2004 14:26)
Fa angaha tsy fruit de mer zany tatouage???
32. mumu ( 25/05/2004 14:33)
hery kiiii aza mba donto iany wa!!!
33. betty ( 25/05/2004 14:47)
hihihihihihi
34. manitra ( 25/05/2004 15:07)
Fa ahoana no nahitan'i hery ny fruit de mer tao an-tratran'ny namana?
35. mumu ( 25/05/2004 15:14)
hummm hery valio manitra ahona hono????????
36. fijo ( 25/05/2004 23:30)
hery>ary ahoana no nahitana ilay izy tany an tratra tany le.sa namana tena namana ila izy?ih,ih,ih,
mumu sy ionik an,za indraytsy mijery izay tatou any fa ny ahy ny laoka ihany no haniko.izay fiavian'ny omby tsy koi.ih,ih,ih,tsy hoe kiomby omby indray ity an.
37. chipie1 ( 26/05/2004 09:47)
i hery zany mahitahita an ...
38. mumu ( 26/05/2004 10:45)
fijo tssssss mazotoa omana ary e!!!

chipie1 hita wa...
39. betty ( 26/05/2004 11:54)
zah kou mba liana te ahafantatra oe ahoana ary no nahafantaran'i hery oe misy tatouage ny tratrany :p
40. jhouhlambout ( 26/05/2004 14:46)
ka rehefa namana anie dia mifampizara secret e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9129