sipa misy tatouage

81. mumu ( 11/06/2004 08:30)
unik inona ny fandraisan'ny bôgôsité sy ny tatouage klé???

fijo sary aiza?
82. unik ( 11/06/2004 09:16)
mumu>mieritreritra zany izy hoe milay kokoa rah manao tatouage e!
ary attirante kokoa!!! asa alou fa samy manana ny eritreriny io!!
83. mumu ( 11/06/2004 12:43)
unik samy manana ny eritreriny marina io!!
samy manao an'izay tiany kou!
84. kinaoly ( 13/06/2004 13:18)
unik> tsy hitako izay hifandraisany, enao zany miakanjo satria matahotra ny tsy ho bôgôsy ? hihihi terre à terre be le exemple e ? fa percutant, haingo toy ny accessoire rehetra io ary fanehona fa afaka manampakevitra à long terme ny olona voakasika (hehehe, mety ho diso koa io an), satria indelebile ny tatouage, sarotra hanenenana ( na efa mety afaka aza ilay kolera amzao). ekena koa anefa fa misy tatouage tsy manendrika ary manimba maso tanteraka (tout abus est mauvais ), ilaina le subtilité eeeeee
85. fijo ( 15/06/2004 22:26)
mumu>sarin'i hery ato amin'ny namana ka.ngaha ianao tsy mijery sary ato?
86. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:33)
ka izay indrindra ange e.. mody ilay tatoo no asehoseho hojinerin'ny olona aloha fa na sarokenatra na tsy haiko ..
fa zavatra artificialy no amitahana ny mason'ny mpijery...
87. mumu ( 16/06/2004 11:55)
fijo mijery sary ao za ka!! fa tsisy atahoraka zany wa!

ikaretsaka aza mijery fa akipio ny maso!
88. mumu ( 16/06/2004 19:28)
ramaso iza io momou resahinao io za ve????

ndana alou mianatra mekanika de miresaka tsika avy eo!!!

amin'ny vatana no asina tatoo fa tsy amin'ny sary ry roumousa a!!! aza mba ve iany wa fa tsssss!!!!!
89. hery ( 16/06/2004 19:36)
TSss
misy mifosa indray ato.
Rehefa hitanareo mantsy zahay va manao examen fa tsy mijery forum lôtra dé atao kôzy lava be eto :)

Mbola ho vita ihany io fianarako io fa hifampitady eto isika...
90. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:54)
hihihi zany sarin'i hery atao tatouage @ vatan'i mumu izany tokoa izao hmmm oh hitako letsy ity ialahy ra hery miraikitra @mbevavy
91. betty ( 17/06/2004 07:38)
hihihiih
92. chipie1 ( 17/06/2004 08:02)
: )
93. jhouhlambout ( 17/06/2004 09:55)
94. nananie ( 17/06/2004 14:08)
Unik/ tsy hitako marina zé rapport entre tatoo sy bogôsité.

Amiko alou tsy mahasosotra le izy e! Refa tsy diso be lôtra de tsara. Atao môrimôrina kely e! Oh hoe papillon kely na rosy kely ao ambadikin'ny lamosina. Tsy ratsy an.
95. jhouhlambout ( 17/06/2004 17:14)
Maninona no: ambadikin'ny lamosina?
96. ikaretsaka ( 17/06/2004 17:42)
eny tokoa hoa? ary raha Bibilaba ve sy dragon ary aigle ne mameno ny vatana 1 manontolo?
97. mumu ( 17/06/2004 19:16)
ikaretsaka tssssss mahita tenenina mintsy!!
98. fijo ( 17/06/2004 20:26)
ary mumu masiaka be amin'i ramaso.fa ngaha tsy nifanome lamba?
raozy kely ve dia amin'izay be mpitady?tssss
99. unik ( 17/06/2004 20:50)
fijo> mdrrrrrrrrr
100. mumu ( 17/06/2004 21:58)
fijo taiza kou za nasiaka tamin'ny ramousa??
lamba inona kou ny hizarazaraina eo!!

unik mivanitika lava nify!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2816