sipa misy tatouage
101. vegas
(
17/06/2004 23:24)
nananie zany mitatou?
Ary maninona no rose daolo ny tatoo an' ny sipa ny ankabetsahany e? jereo fotsiny zao ny an' ny nananie, aladin, lapoussy, karynah, sy ny sisa hafa tsy ho vôtanisa any rehetra any: rose rose rose fôôôôna.
Tsy misy sary hafa angaha e? tsisy surprise tsony mintsy fa ze tsoahina akanjo ray: rose kely; tsoahina ko ny an'ny hafa: mbola rose kely ndray. Ny an'ny sasany fotsiny asiny tsilo ny an'ny sasany tsy misy.
Ka zao ry zareo (sipa) ze te hi tatou a: aza mba atao rose kely tsony ndray fa mba zavatra hafa atao e. Merci d'avance an.

102. kinaoly
(
18/06/2004 10:12)
ohatra fotsiny io fa misy tsy raozy kely :D, ny ametrahana anazy ao ambadiky ny lamosina indray dia amzay tsy hita isan'andro dia tsy mankaleo ,lol, sady amzay tsy hita raha tsy efa hoe tiana aseho (eny @ plage ohatra) raha ohatra ka sari-na dragon na bibilava zany ndray otran'ny mampieritreritra, safidy manokana aloha iny e, fa na bandy misy sarin'izany aza mety hanahirana be ny hijery azy meka fa sipa ... sa atao solon'akanjo ve ?!?!? hihihi
ôtsan'ny ampime be zany klé
ôtsan'ny ampime be zany klé
104. rinakely1
(
18/06/2004 15:14)
zé tiany ny sipa iany io e!!!!! na manao piercing na manao tatouage nareo tsy maintsy hiteny fona ze ao an-dohanareo ka tsy ny je t'aime-nareo fona no ataoanay e!!!!!!!!!
105. kinaoly
(
18/06/2004 15:49)
vegas> humm ôtsan'ny mety ho tsara zany, fa misy sipa tia an'izany ve ?
106. kinaoly
(
18/06/2004 15:50)
vegas> humm ôtsan'ny mety ho tsara zany, fa misy sipa tia an'izany ve ?
107. kinaoly
(
18/06/2004 20:01)
ikaretsaka> mba extremiste kou elà zany, nga tsy hoe ny omby no tatouer-na any @lisany???de misy omby feno dragon sy bibilava ve ny vatany, na misy raozy kely na anjely mitaingina kifafa ao andamosiny ? lol be :D
de manitatra za fa tsy maninn , de omby kou zany ny sipa mikavina satsia ny omby koa mikavina :D lol be?!?
de omby kounkou zany le bandy(na sipa) manao talon misy vy reny satsia ny betails no ferrer-na ny tongony ?
hihihi

109. nananie
(
21/06/2004 15:39)
kinaoly/ lol.
Ika/ Ka le ao @ lamosina mafinaritra kou.Refa any @ piscine vao hita.
Fijo/ diso be le hevitra we raozy.Raozy ny voninkazo tiako de 'zay fa tsinnn akory!!!
Ika/ Ka le ao @ lamosina mafinaritra kou.Refa any @ piscine vao hita.
Fijo/ diso be le hevitra we raozy.Raozy ny voninkazo tiako de 'zay fa tsinnn akory!!!
110. fijo
(
21/06/2004 22:39)
dia rehefa hanala akanjona sipa izany dia hoe" ao hoe jereko ny raozinao?"mety milay indray izay an.
111. ikaretsaka
(
22/06/2004 03:29)
ahan! iny indray ny ty hitako.. f aarakarak'ilay placen'ilay raozy koa angamba...
raha misy bandy manao tatooo bibilava koa izany ao @ lamosina dia misy miteny hoe ao hoe hojereko ny bibilavanao.... hmmmm aza hitako
raha misy bandy manao tatooo bibilava koa izany ao @ lamosina dia misy miteny hoe ao hoe hojereko ny bibilavanao.... hmmmm aza hitako
117. mimich
(
24/06/2004 10:29)
resaka tatouage, tsy dia tiako loatra, @ zo izy mety misy endriny ihany ho an'izay tia azy , fa ny any aorian no tsy laitra
ikaretsaka< enao ihany io ko!!!!
ikaretsaka< enao ihany io ko!!!!
119. kinaoly
(
26/06/2004 12:10)
ikaretsaka> ahenao ny kafé soutsounlà fa njary be imagination lôtsa elà, hihihihi
120. mimich
(
28/06/2004 10:13)
hum!! to misy resaka kafe indray izy izany ry karetsaka, aiza ianao?