sipa misy tatouage
123. mimich
(
29/06/2004 06:50)
mifanohatohana aty indray ikaretsaka sy fijo!!!!, aiza ary pitchou fa tena tsy mazava tsony reto
127. jaombilo
(
03/07/2004 12:15)
sipa misy tatouage ratsy ftondran-tena.mbola tsy zakan'ny gasy zany.matetika makotipa reny.
129. jaombilo
(
04/07/2004 06:23)
zaho aloha ts mazaka é! toa tsara zalahy ireny hoditra madio be reny ka.... tsy misy pentimpetina. matetika anie hono ka any @lavitra be any no misy tatouage.ahoana zany?reveo é!!
131. fijo
(
05/07/2004 22:51)
aza avy dia mitsara be kosa izay tsytia e.revy io ka samia mizaka izay tiany.
133. fijo
(
06/07/2004 21:46)
za anie le mitsaratsra mihintsy no tsy dia voako loatra e.ary akamako adaholo e,indrindra fa ny namana.ih,ih,ih
136. ikaretsaka
(
07/07/2004 02:54)
ahoan aaloha ilay hoe .. ampiseho ny "bibilavanao" e.. kay le tatoo bibilava be ao @ lamosina
138. ikaretsaka
(
07/07/2004 16:15)
aza atao lehilahy sy vehivavy eo imason'ny olona antitra no miteny iznay fa maha sadaikatra a