Bachelor

1. chipie1 ( 03/03/2005 08:56)
iza ianareo no mijery anilay "Bachelor" aminy M6 ? ahona no mba kômentera nareo aminilay izy ? :lol:
novalian'i chipie1 ny 27/04/2005 16:50
2. watafon ( 03/03/2005 09:13)
za nijery ! le real TV US alo no tianao tenenina an ?le misy an'i Melanna ? vao saika hanontany mitsy za satria tsy itako le episode farany? d iza kay no voafidy t@ izy 2 lahy farany? mahaliana ahy alo le izy e!
3. bichette ( 03/03/2005 09:55)
watafon > misy idiran'ny bachelor ve io teneninao io
chipie1 > manala andro, ny tsapako dia ny vehivavy be personnalité be "moi je suis ...; moi je suis ....;, en tt cas moi ...." :^)
4. watafon ( 03/03/2005 10:28)
bichette : tsy haiko !
5. xxx ( 03/03/2005 11:02)
Olivier sy Alexandra ihany no hitako nahafinaritra fa ny bachelor taorinany toa efa lasa ratsy.
6. Iriniaina ( 03/03/2005 12:58)
ilay Bachelor faha roa aloha dia hitako hoe se foutre de la gueule du monde fotsiny e! ilay Olivier tsy nampaninona , asa ity faha telo ity koa fa ilay bachelorettes faha telo ireto koa ,toa tsy mamely aby . Zay aloha ny kômentera ko e :-P :-P
7. booboo ( 03/03/2005 13:18)
kou kloungany zà hijery...euh rôvina misy ndray ? hihihihi :°)
8. chipie1 ( 03/03/2005 14:16)
bichette > ieny akia , nampimé ana ilay bachelorette iray nanao oe c pas mon style tamlé mbola tsy nahafantatra hoe ity ilay bachelor dia avy eo vao hoe il est beau machin nananinanana.... :-@
booboo > mercredi à 20h45
analana andro ee :-D
9. bichette ( 03/03/2005 14:41)
10. ainaheri ( 03/03/2005 14:48)
ratsy tarehy doli lay veh na de leh mitampin'in kosa tsy laniko ra za ka asa lo zay fitsaranareo ee
11. majakely ( 03/03/2005 16:19)
le bandy kosa tsy de ratsy fa tsy tsara ny manaratsy olona fa tsy matotra fa lohan'angidina
12. bichette ( 04/03/2005 07:59)
severe be mihintsy ireto namanko ato serasera ato hi hi hi hih
13. chipie1 ( 04/03/2005 08:10)
tamilé bachelor hatramzay aloha ito farany ito no tiako ny tarehiny e :-P
14. ainaheri ( 07/03/2005 18:28)
majakely fa aona mo za no lazain'ny tena we lohan'angidina ny hevitro anie no anontaniana
fa tsy nilaza ny anadahindreninao na ny rahavavindreninao aho fa mba misaina f'aza manao
ol otr'zany sauvage enao no lohambalala aminy
ka ny tainao no mihazona ny lohanao
:evil:
15. majakely ( 08/03/2005 13:02)
:P Diso fanoratra ahory Ainaheri raha toa ka noraisinao ho anao io teniko io ;ka hialako tsiny .Sanatsia hoe ianao no lohan'angidina fa ireny bachelor ireny no tiako, ho lazaina eny fa na dia bôgôsy aza izy ireny;;; ka aza tezitra fa tsy lohan'angidina ianao ary aza manompa be tahak'io moa e! Fa hanontanio aloha zah hoe inona no tianao ho tenenina ry Majakely ? :evil:
16. majakely ( 08/03/2005 13:08)
Ahitsiko,ny teniko fa tsy nazava loatra :
17. majakely ( 08/03/2005 13:09)
ainaheri:

majakely fa aona mo za no lazain'ny tena we lohan'angidina ny hevitro anie no anontaniana
fa tsy nilaza ny anadahindreninao na ny rahavavindreninao aho fa mba misaina f'aza manao
ol otr'zany sauvage enao no lohambalala aminy
ka ny tainao no mihazona ny lohanao
:evil:



:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
18. majakely ( 08/03/2005 14:46)
Afaka ny hatezerako ka dia miala tsiny amin'ny rehetra , fa aleo indray izah hihomehy kely fa toa mahafinaritra ny olona mamaly eny fa na dia boraingina aza! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. chipie1 ( 08/03/2005 14:50)
inn daolo zany hihihih
[b][tsiky dia ampy/b] :wink:
20. majakely ( 08/03/2005 14:57)
io ary e :) !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2175