Bachelor

21. ainaheri ( 08/03/2005 15:10)
Majakely saotra betsaka @ fialantsiny ary zay vao mazava amiko lay izy satria ra ny fahitako ny zvtr nosoratanao t@ vo1 d otrany mamely ahy ianao ka zao moa lazainao we bachelor no nasinao za refa miteny ol d soratako ny anarany mba tsy hifangaro voraka
we iza no resahanao ary teneniko aminao eto koa fa tsika zao samy @ tany mandroso fa aza mifamono vorona we < za nga tsy fantatrao fa vidinao lafo ny vavanao > ka ra hainao ny dress mail ko in ny ivakiko loha @zany tongava aty nao sy ny mahery nao fa miandry ko zay ee t@ andro taloha no nisy izany ra matahora zany fa tsy zao tsony ry anona aaa!!
22. majakely ( 08/03/2005 15:39)
ainaheri , Eny fa na dia aty amin'ny tany mandroso aza dia moramoray ihany ny teny , izay fa tsiky dia ampy ! 8)
23. hery ( 08/03/2005 16:32)
fa maninona kou ity ainaheri ? :-) aza manala baraka ny anarana misy hoe heri sy aina k'le :-)
Mitsikia fotsiny. Zah zao na ataon'iza n'iza hoe lohan'angidina na lohana hippopotam ha ha ha... na lohan'in de manin zany? Sady alohan'ny mivatravatra dia mangataha fanazavana ampitsikiana aloha.

:°)

Fa in le bachelor fa zah tsy maharaka :-)
24. fijo ( 08/03/2005 21:55)
fa ahoana marina kle,toa avy dia miakatra be.efa mba niala tsiny izy,efa nazavainy ny tiany lazaina ,ka inona indray no mbola tadiavina ankoatr'izay.tsy mazava.fa mitonia e
25. iartistika ( 09/03/2005 16:30)
:-D :-D :-D =D> =D> =D> otsany mijery film mitsy mijery anzao legôna ah! tsy maty antoka aho klé.. :-D :-D :-D
26. fijo ( 09/03/2005 22:57)
mahamenatra ko
27. majakely ( 10/03/2005 08:45)
Raha te hihomehy aloha dia io no jerena fa tsy misy zavatra serieux ny ao !( Ao amin'ny bachelor io an .... sao mantsy ka misy hiteny ratsy anah indray eo hoe nahoana izahay no hihomehezana ry kiala ah ...?)
28. Dezy ( 10/03/2005 10:20)
mba nijery kely le bachelor za maly fa toa efa lehibe doly le sipa knou,
29. majakely ( 10/03/2005 10:54)
ao anaty ny vilany tranainy hono no hanaovana lasopy ny matsiro indrindra ko !!!
30. majakely ( 10/03/2005 11:19)
Mba nijery ny momba an'ilay bachelor zah ao amin'ny site -ny M6.fr: dia ity bachelor ity hono origine hollandais,qu'il est beau ary manam-pahaizana fa tsy lohan'angidina :-D .....Ary olona tena miasa mafy ka tsy manam-potoana intsony ny hikôty sipa nefa mitady ny taolan-tehezany ...Eny , tena nafangaroko tamin'i Steven i Karl ... Karl tena hafa mihitsy kay izy ....tsy mitovy amin'i Steven (2004)fa manja no mahay !!!!
31. chipie1 ( 10/03/2005 11:47)
majakely > iééé :-D
32. iartistika ( 10/03/2005 16:51)
Le sahala am kambana reny no mbô reveko,izy roa.. :* :*
33. fijo ( 10/03/2005 21:35)
aza mandany andro any moa e.arte jerena
34. iartistika ( 11/03/2005 17:23)
iny koa aloha mba misy an'i dago matetika eh!
35. chipie1 ( 12/03/2005 19:27)
fijo > ka handaniana andro mintsy ane no ijerena anio e? ny arte refa hariva tsy de ... lotra :-D
36. fijo ( 17/03/2005 23:09)
aiza,be fandaharana milay ao ny hariva ko.
37. Nananie ( 18/03/2005 16:39)
Ny ahy le BachelorI no mba nojereko. efa tsy mahasarika ahy intsony le izy 'zao. Fa ny zvt nalaza we tô norohany daholo hono ny sipa rehetra tao??!! eh ben dis donc!
38. iartistika ( 18/03/2005 18:11)
sambatra lery eh? :-D :-D
39. fijo ( 23/03/2005 21:58)
nananie za koa te ho izy raha izany
40. Ramaso ( 24/03/2005 06:24)
neveriko fa diplona ity bachelor bachelor nareo ity .. kay tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3049