Bachelor

41. iartistika ( 24/03/2005 17:57)
diplaomam-body =)) =))
42. fijo ( 24/03/2005 23:18)
izay mihintsy
43. Nananie ( 25/03/2005 10:02)
:-D iartistika mahita tenenina !
fijo de ze bisous ve! dein :-o. ataon'ny aretina mijafajafa eo! :-P Eny e! ze tinao ihany io kou!
44. iartistika ( 26/03/2005 08:22)
bômbô lela kosa io ko! sa ahoana ry fijo?
45. dadabe ( 26/03/2005 13:38)
inona doly lty zany a,zah tsy mbola nijery an'izany kle :( :( :(
ary efa vita kay le film teo ambony teo :wink:
46. fijo ( 29/03/2005 21:52)
nananie ka raha toa andry kosa ve?baombao marina io ko
47. iartistika ( 30/03/2005 16:31)
tsisy miala eo rasta! :wink:
48. fijo ( 01/04/2005 21:45)
izay mantsy hoa ko
49. chipie1 ( 04/04/2005 09:40)
iza ndray no rasta eo ry iartistika? :{
50. iartistika ( 04/04/2005 17:17)
chipie> fomba fiteny akia zany ah,fomba fiteny artistique.. :wink:
51. fijo ( 05/04/2005 21:36)
izay ry chipie an eto isika e
52. iartistika ( 06/04/2005 18:21)
baonbao gasy!
53. fijo ( 06/04/2005 22:25)
milay e
54. domoiina ( 07/04/2005 15:24)
chipie1:

iza ianareo no mijery anilay "Bachelor" aminy M6 ? ahona no mba kômentera nareo aminilay izy ? :lol:



mampihome le vehivavy sasany tsy nahatanty tsy nomena rose
55. iartistika ( 07/04/2005 16:24)
iny le raozin'ny paradisa..
56. chipie1 ( 07/04/2005 18:57)
hihihi paradisa anga? :-D
57. fijo ( 07/04/2005 21:19)
ie lalana mankany iny.raozy dia lanitra faha fito avy eo
58. chipie1 ( 08/04/2005 10:32)
ary i fijo zany mahay ny lalana mankany ô?
59. iartistika ( 08/04/2005 17:53)
oojy!talentan'ingahy moa io oh??
60. chipie1 ( 13/04/2005 18:35)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1462