Mbola mendrika ny ho antsoina hoe

1. xxx
(
25/03/2004 16:25)
Aminareo, mbola mendrika ny antsoina hoe Ray aman-dReny, na hoe Pastora ve i Andriamanjato Richard?
Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy taona tao amin'ny Kolejy Rasalama
Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy taona tao amin'ny Kolejy Rasalama
novalian'i ikaretsaka ny 02/04/2004 19:09

2. fijo
(
26/03/2004 16:48)
iny no anisan'ny olona nanimba an'ny madagascar.efa ela io no fantatra fa ny olona variana amin'ny maha pasitera azy fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 16:48

3. kitjo
(
26/03/2004 16:37)
le filazana aloha gratos lotra e
sady heveriny fa zazakely ngamba ny olona d mihevitra ny tenany ho RAR izy fa raha oh reny aloha d tena manimba ny image-ny mitsy e
na d oe ratsy aza mba nanana ny naah izy azy ihany teo imason'ny olona fa manimba tena @ zavatra tsisy dikany sady ny tena efa lehibe vao midikizo amzany

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 04:37

5. kitjo
(
01/04/2004 14:49)
ttssss, aona koa le oe conseil des sages sns nolazain Hasina omaly??
tsy d arako lotra manko le izy fa oe asina mpanelanelana hono ny mpanohitra sy ny mpitondra?? asina mpanaramaso ny filohampirenena???sns...
mba lazao oe ze naharaka tsara an le vaovao
tsy d arako lotra manko le izy fa oe asina mpanelanelana hono ny mpanohitra sy ny mpitondra?? asina mpanaramaso ny filohampirenena???sns...
mba lazao oe ze naharaka tsara an le vaovao

6. fijo
(
01/04/2004 22:34)
amin'ny tany demokratika dia ny solom bavambahoaka no manaramaso ny filoha sy ny governementa.tamin'ny andron'i ratsiraka naninona izy tsy nitaky an'io.sa hitany fa tena nizotra tsara ny nataon dradidy?sa hoe tao izy dia nety izany fa izao tsy ao izy dia ratsy.
ilay resaka panelanelana dia ilayna fa ny antenimieram bahoaka ny tokony hanao an'io .
ilay resaka panelanelana dia ilayna fa ny antenimieram bahoaka ny tokony hanao an'io .

8. ravatorano
(
02/04/2004 10:06)
ndema dia mpanao politika fatsora b . vao 18 taona anie izy d ef lany merra e . tamin ny 1958 tany ho any raha tsy diso tadidy ny tenako.Manimba ny imageny ireny fihetsika ireny fa ny tena mahagaga dia ny zanany Ny Hasina indray no mampitandrina ny rhtr hoe ne touche pas à mon papa ??????
amiko dia R@R pasitera fa mety ho R@R mamarina akady na anadahi dreny mandefona ivoho.
Efa nahazo taoana koa izy ka tokony hanaja tena amizay fa ny zanany anie ka mahavita koa e ary tel pere tel fils
amiko dia R@R pasitera fa mety ho R@R mamarina akady na anadahi dreny mandefona ivoho.
Efa nahazo taoana koa izy ka tokony hanaja tena amizay fa ny zanany anie ka mahavita koa e ary tel pere tel fils