Ny sipa trondro hono...

1. nananie ( 25/03/2004 13:29)
...malama ôtran'ny trondro, ny sipa vierge hono kizitina, ny sipa taureau hono saro-piaro, ny sipa scorpion hono sexuelle....ny bandy bélier hono mpanao collection, ny cancer hono mpanonofy.... Mba mino an'izany ve nareo? Misy marina ihany ve ireny e?
novalian'i booboo ny 04/06/2004 12:26
2. joda ( 25/03/2004 13:33)
ny balance sy ny scorpion aloha dia tsy afaka miaraka mihintsy ...crois moi
3. nananie ( 25/03/2004 13:47)
Ary taureau sy bélier?
4. kally ( 25/03/2004 15:55)
Raha azoko tsara mety hoe trondro Ramaso?Nananie angamba taureau,izaho izany mpaminany sandoka e!
5. ralipo ( 25/03/2004 17:49)
joda> Io zany le anton'lay "anatra ity..."
nananie> Saika tsy azoko ny laza-adina raha tsy efa novakiako elaela.
Za aloha Lahin'ondry fa tsy mbola tsapako nanao "collection" zany, fa tiako aloha ny mijery ary fahafaham-po ho ahy ny mba mahazo topi-maso kely avy @ sipa (ohatra ny taitra izy mahita ny fijeriko) maika moa fa mahazo tsiky kely.
Fa zao e amiko lasa "fataliste" ny mampiady date de naiss. hany ka lasa artificielle ny fiarahana.
6. fijo ( 26/03/2004 09:45)
za bélier ka asa na panao collection na tsia
7. ikaretsaka ( 26/03/2004 12:31)
ngamba mahatsapa tena ra fijpo sa?zay kambana aloha e
8. ravatorano ( 26/03/2004 19:55)
henjana be kle aza ah
zà trondro de tena gravy zany za raha hiporitsaka satria malama koa sa saby hafa ny kofa sy ny joba ry nananie.
zao koa no mahagaga mba maro iany ny jô fantatro trondro fa tsy malama izany nefa tsy marokoroko koa.Tsy za kalongany zany é
manamaritena b
9. kitjo ( 26/03/2004 20:34)
misy efa tena niaina anzany marina v aloha sa fifanandrifianjavatra? sa d tena lalana mifehy mitsy v zany?
za aloha toa tsy mino anzany e,
10. nananie ( 26/03/2004 10:25)
ny fantatro alou dia io bélier io e! Mafantatra bandy bélier maro maro za. Misy ny efa 50aine, ny sasany mbola 20aine, fa marina io mpanao collection io ry reto a!
Ny sipa trondro fantatro rehetra malama daholo! gaygaygay!
11. ravatorano ( 26/03/2004 10:49)
nananie>aza mapitaotsa
ary ny sipa taureau mba ahoana ???
12. nananie ( 26/03/2004 11:18)
ôtsan'ahy ka!
13. hendry ( 26/03/2004 13:19)
ny zavatra henoko matetika ndray dia ny cancer tsy vitan´ny hoe mpanonofy fa sentimentale be mihitsy hono, romantique ary koa sensible zay tsy izy.
14. xxx ( 26/03/2004 13:36)
Ny sipa taureau tsy azoko mihitsy fa mora mitomany kely.fa maninona?sa mody mitomany?
15. nananie ( 26/03/2004 14:17)
Zany ve? Sensible kokou alou ny sipa e ! Fa le izy tôrô ndray no tô tsy haiko ka. Za alou tsy mpitomany kosa e! Eny e mba mitomany ihany fa refa misy antony.
16. kitjo ( 26/03/2004 17:30)
aza hitako ao misy olona oe mahita an ty resaka ty d mivadika na mifankatia tampoka,ihihhi

za aloha tsy mino anzany fa io refa hainao oh zao manko d lasa terena hanaraka an'io le zavamisy

tsy ahiko aloha e
17. ikaretsaka ( 27/03/2004 12:08)
ny sipa tarreau koa hono be doika izay.. tsy haiko aloha.. fa mba henoko sy hitako io.. di any bandy poisson hono no tena mety @ sipa taurreau..
a bon entendeur
18. kitjo ( 27/03/2004 14:59)
hahhaha
19. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:33)
Zay no maha ôro sy kopy azy @ io!
20. nananie ( 27/03/2004 19:53)
Zany ve ry ikaretsaka? Tsss! mba nanana namana trondro lahy ihany za fa tô tsy dia niady firy alou e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7935