Ny sipa trondro hono...

61. xxx ( 08/04/2004 20:25)
Tsy azoko foana aloha ny tena tianareo tenenina amin'ny hoe malama ny sipa trondro e .

Ny lhl scorpion zao hitako hoe tsy hay tsy hay zany sady masiaka tampoka zany , sa ahoana ny famolahana azy?
62. fijo ( 08/04/2004 23:35)
malama izy satria te ihinana izahay nefa izy mibolisatra lasa mitsoaka
63. tequila ( 09/04/2004 16:56)
hay ve zany izy io e , zah koa tsy nahalala.Tsara nge zany e , ho an'azy a ; hi hi !
64. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:08)
marian ny an-dramaso io.. ny maingoka tia mitsaingotsaingoka dia lasa vetaveta ...
65. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:02)
marina io an..
66. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:03)
Trondro ny laokanay androany!hihihi
67. tequila ( 13/04/2004 08:09)
bonapéti
68. fijo ( 13/04/2004 22:11)
hitako aho tia sipa kay moa trondro ko
69. fijo ( 14/04/2004 20:49)
mety lasan'ny dahalo ilay omby ka,na lanin'ny liona
70. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:43)
mbola nidiko karetsaka kely ilay liona .. fa ny omby lasa nihahaka fa laozab-dramaso nitady maingoka
71. fijo ( 15/04/2004 21:10)
tandremo ihany voatsaingoka any letsy e
72. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:59)
poison be ko
73. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:42)
Sady ny trondro hono misy phosphore
74. fijo ( 16/04/2004 22:48)
hano ihany ny trondro ka
75. tequila ( 17/04/2004 17:33)
sady mahasalama !
76. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:26)
tandremo fotsiny sao kenda
77. nananie ( 19/04/2004 11:45)
Na totonan'ny omby kou! Zany ry Ramaso a!
78. fijo ( 19/04/2004 20:43)
tsy mazava indray izany resaka izany an.hm
79. fijo ( 20/04/2004 22:25)
aleo ary hitsaitsaika fa sao manimba zavatra e
80. nananie ( 21/04/2004 10:12)
Ande ko za i Pa fatsss!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3064