Ny sipa trondro hono...

121. kitjo ( 13/05/2004 19:39)
kay, tafavoaka kely le liona nihidy nitazatazana nitsangatsangana tato
ady hevitra be kay ato @parlement fa tsy maahraka ny aty @ presidence (de la junggle io an,ihhiih) sady tsy mahay an le resaka

122. fijo ( 17/05/2004 23:08)
tsy tenda izahay ry mumu,fa mankafy zavatra tsara.
123. jhouhlambout ( 18/05/2004 13:47)
zay mihintsy, ilaina ny fankafizana ilay izy fa tsy avela atao haingo trano eo!
124. fijo ( 18/05/2004 23:29)
ny haigon trano hono lazamaso hoan'ny tompony fa tsapatsapa hoan'ny mpivahiny.ka ny hanay aleonay hoanina.
125. ralipo ( 29/05/2004 21:56)
Taureau tokoa somary medalina an!

rehefa mahazo dozy izy vao tena be resaka

Saro-piaro be

Naïf tsisy ohatra azy satria tsy mino raha tsy mahita
126. fijo ( 31/05/2004 22:46)
mamorona indray ralipo dia hisy hanaraka koa izao io.
127. mimich ( 04/06/2004 08:29)
mba lazalazao indray hoe ny sipa "capricorne" ? mahaliana ahy
128. booboo ( 04/06/2004 11:05)
têtue :)
129. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:38)
zany vé? aza mamorona wa :)
130. mimich ( 04/06/2004 11:58)
eny wa! ohatrany tsy dé inoako, tsy misy toetra hafa ankoatr'izay ve? @ lafiny ahoana aloha ilay maha têtue azy e! ny tena tsikaritro mantsy dia ambitieuse
131. booboo ( 04/06/2004 12:26)
jhoul> hihihihi marina zany ara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416