Ny sipa trondro hono...

101. jhouhlambout ( 01/05/2004 19:28)
mimita> mety daholo na horoscope na ilay vehivavy.
102. nananie ( 03/05/2004 14:42)
ie marina io. manana namana 2 za/ samy scorpion ry zareo. Ny 1 sipa ny 1 bandy, ary mitovy date de naissance mintsy fa tay be 'zany ra ressemblance an! Ny taona nahaterahana fotsiny no tsy mitovy.
103. fijo ( 03/05/2004 21:15)
hialao io minomino foana io fa tssssss,efa andron'ny serasera ve izao mbola signe ihany no arahinareo le.
104. fijo ( 04/05/2004 21:41)
tandremo fa hoanin'ny taurao ny trondro an.
105. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:54)
na koa lasan'ny saka hihihi...
106. nananie ( 05/05/2004 11:48)
hihihi! . Aiza koa ry fijo ny hisy taureau hihinana poisson fatsss! Jhoul a! Resaka ôrôskôpy no resahana .

Ramaso de aôna zany raha tôrô sy poisson? Miady fôna ve? lol!
107. jhouhlambout ( 05/05/2004 18:29)
nananie > ôrôskôpy sinoa no volazako io!
108. fijo ( 05/05/2004 23:57)
dictionera des lehilahy izany ry nananie an
109. nananie ( 06/05/2004 11:24)
hay koa nareo mba manana?!
110. fijo ( 06/05/2004 21:22)
kay,ngaha kosa dia ianareo irery no mahay mampiasa teny hafa dika le?
111. nananie ( 10/05/2004 13:44)
Manaiky in ry Ramaso? Le we tôrô sy tsonjo miady fôna ve?
112. fijo ( 10/05/2004 21:52)
tena efa amalona i kala nananie ity kle
113. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:26)
114. fijo ( 11/05/2004 22:48)
ndao samborina dia hoanina rajhouhl fa milay ireny an
115. mumu ( 12/05/2004 07:43)
mange tout aza e ! hihihihi
116. fijo ( 12/05/2004 22:35)
ataonay kitoza,asianay hena kisoa kely,tsy homena i mumu,hm
117. jhouhlambout ( 13/05/2004 08:26)
mmm.... matsiro an....
118. nananie ( 13/05/2004 11:34)
tandremo sô kendan'ny taolana .
119. nananie ( 13/05/2004 11:35)
Ary marina ve ry reto fa ny bandy taureau romantique? Doux, tendre et romatique na dia somary meda ihany aza???!
120. mumu ( 13/05/2004 12:36)
za alou akia de tsy mahay lôtra anity resaka signe ity fa refa miady aminy patsako de zay hihih...
fijo sy jhoul : ary reto tena gourmand be an hihihi,
tanjemo sao kenda fa moramora iany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652