Ny sipa trondro hono...

81. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:39)
tsssss ao moa ramaso sy nananie fa za manidy karetsaka fotsiny
82. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:25)
eleo mihinana trondro dia izay e!
83. fijo ( 21/04/2004 22:47)
ndao letsy rajhl hitono trondro fa mila fahanginana ny sasany an
84. nananie ( 22/04/2004 10:59)
hihihihihi!!!! Aleo ndray ary za hijanona dia andàna daholo nareo mitono trondro. Aza adino ny anjaranay an! hihihihihi.
85. fijo ( 22/04/2004 21:27)
hiandry izay tsy eo ve izahay nefa trondro le
86. nananie ( 23/04/2004 10:20)
Schi tapero daholo koa ary e! Tandremo sô kenda ny taolana.Zay vao sitomina ao ny sofinareo.

Efa enonareo tokoa ve le we refa kendan'ny taolantrondro, dia sitomina ny sofina dia hafaka. Gaga fotsiny za nitantarain'le ol an'izany.
87. xxx ( 23/04/2004 14:10)
ry nananie an tsy sintonina zany ny sofina fa mitelina vongam-bary na hosorana tain'akoho marihitra ny tapin-kandrina.
Dia mba comenteo koa eto hoe ny sipa vierge !!!!!!!
88. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:58)
vierge ahoana le
89. nananie ( 26/04/2004 16:22)
aôna hoe ry xxxx? Asiana tainakoho? Aôna kou zany?
Fa marina wa io we sitomina io ny sofina an.Mety tsy mandaitra any @ rehetra alou io e!
90. nananie ( 26/04/2004 16:24)
Ny sipa signe vierge hono kizitina no sady tia tena. Asa alou ze tena izy e!

91. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:59)
zany mihitsy
92. nananie ( 28/04/2004 15:39)
Raha maika fa vieille fille de loza!
93. jhouhlambout ( 28/04/2004 18:27)
zay no mahasarotra ny mikoty vierge
94. fijo ( 28/04/2004 20:42)
inona no hidiran'ilay resaka vierge le.tsy mazava
95. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:27)
signe du zodiaque!
96. nananie ( 29/04/2004 10:41)
Fa aiza ary razoky ? hihihi!hum hum!
97. fijo ( 29/04/2004 21:04)
dia rehefa mikoty sipa izany dia efa zaka izy vao hanontaniana ilay signe sa alohany?
98. mimita ( 30/04/2004 22:29)
za alou ry reto d tena otrany nino io horo io mitsy sady nisy boky b momba naio misty tao aminay!!d tean misy marina ry reto le izy a!refa mino alou enao d tena misy le izy e!!za otrany t hahafantatra signe bandy mialou fona refa miaraka amiko fa na sty mino aza to mitombon ale izy,ra sty kopinao mou le izy alohany hiarahana @ny d refa sty mifanaraka d manontany tena we fa in ary ny signe anito fa otrany tsy mifanaraka mitsy!!sa nareo tsy manao anzany?
fa zao ry reto a:za kambana fa ny bandy hitako fa sty mety @ko d trondro 1 d taureau 1
poisson sy taureau ndray mety tsara,d gemo sy lion d sagittaire ko!
ary ny vierge tsy asinareo kozy mitsy,ny vierge ry reto otrany masika sy b kizitina zany a!!sa sty marina zany,i bofinay ,cousin-ko sy zay akamako bandy zay mantsy vierge d to masika zany!!kony e?ary ny vierge v mba tena vierge marina e?mety vo me degany b tsy arakaraka le signe mitsy e!!
zay alou ny kopiko fa refa mahita d milaza ndray!!
99. jhouhlambout ( 01/05/2004 08:24)
Ka izay lé nolazaiko tetsy ambony hoe: sarotra ny mikoty vierge, zany hoe raha vao sarotsarotra fotsiny ny mikoty azy dia fantatra avy hatrany fa vierge izy !!
100. mimita ( 01/05/2004 14:26)
vierge ny horoscope sa tena vierge le olona?ary ra lehilahy vierge ndray mba ahona,ny signe io an!!zany ry bandy vierge isany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084