Ny sipa trondro hono...
28. nananie
(
29/03/2004 17:55)
XXXXX in moa no atao ato @ forum ?
Ary mba in moa ny efenanao ao @ xxxx io e?Avy aty raha hiresaka fa tsy misitrisitrika any!
Ary mba in moa ny efenanao ao @ xxxx io e?Avy aty raha hiresaka fa tsy misitrisitrika any!
29. ikaretsaka
(
29/03/2004 17:58)
amin'ny manaraka izay manaratsy oilona ka tsy mitonona anarana dia ogahogaiko eto ho hitan'ny nhavany
30. fijo
(
29/03/2004 19:38)
za belier fa toa hendry ko,
ireo tsy milaza anarana dia tokony tsy mankato .
ireo tsy milaza anarana dia tokony tsy mankato .
34. nananie
(
30/03/2004 11:09)
Tsonjo anie Ravatorano fa tsy trondro e.
Ra trondro dia tsy koi fa le tsonjo no hafahafa...
Ra trondro dia tsy koi fa le tsonjo no hafahafa...
36. peluche
(
30/03/2004 13:14)
ie ny belier malaza mpnao collection ny lehilahy,fa ny vehivavy ndray matetika masika be ronono,sy jalouse be.
Ny cancer de to sentimental hono,ny gemeau le manao philosophie @ fiainana,ny lion arrogant sady manambony tena.Fa ny tena hitako de ny namako lion manana marina an'io toetra io,asa aloha e,resaka daholo zany.

38. kitjo
(
31/03/2004 13:11)
mba misy mifanojo moa fa tsy ny rehetra e,
za aloha d tsy mino an io resaka io fa mijery ka mijery
misy ny mba mifanandrify ,misy ny tsy ao mitsy
za aloha d tsy mino an io resaka io fa mijery ka mijery
misy ny mba mifanandrify ,misy ny tsy ao mitsy
39. ikaretsaka
(
31/03/2004 19:52)
ny gemeau sy ny lion raha arak'io lazain'i pitchou io no ohatran'ny mifameno an.
Ilay arogant miampy philosophie.. ny iray manome hevitra , ny iray manateteraka..
Fiaraha miasa goavana sy maharitra
Ilay arogant miampy philosophie.. ny iray manome hevitra , ny iray manateteraka..
Fiaraha miasa goavana sy maharitra