Ny sipa trondro hono...
42. alz
(
01/04/2004 08:25)
Ary ahoana indray le resaka horoscope chinois ?
Ny Chien sy ny Cochon hono toa mahay miaraka?
Ny Chien sy ny Cochon hono toa mahay miaraka?
44. kitjo
(
01/04/2004 15:58)
hiihi,hhmm hummm,hitako k
angie>tsika zao samy ato kooo,hihihi
fa angie inona, za aloha tsy ahiko na in na in @ sinou e
angie>tsika zao samy ato kooo,hihihi
fa angie inona, za aloha tsy ahiko na in na in @ sinou e
46. ralipo
(
02/04/2004 05:23)
Atao laoka rehefa karemy ka!
Tena marina fa ny sipa poisson fetsy ratsy
Tena marina fa ny sipa poisson fetsy ratsy
47. nananie
(
02/04/2004 10:54)
Jonoy @ fitana dia zay ry tequila a!lol!
Ho entina any @ Ralipo ataony laoka. Sady androany zoma!
Oay e! Adinoko Ralipo fa BA a! Na dia tara 1 andro aza :-D!
Ho entina any @ Ralipo ataony laoka. Sady androany zoma!
Oay e! Adinoko Ralipo fa BA a! Na dia tara 1 andro aza :-D!
48. ravatorano
(
02/04/2004 13:12)
ary ny joba taureau mba manao ahoana e ? fa izahay trondro foana no voaresaka eto
49. ralipo
(
02/04/2004 19:56)
sipa taureau maranitsaina fa saro-piaro be somary naïve ndraindray.
Aza tezitra enaou fa tsy ianareo rehetra io.
nananie>mahay mapidipiditra resaka an!
nataonao majuscule le ba de mialona ndray zao ry lerony ary be zao ny curieux hoe BA aiza?
Aza valina fa secret io.
Aza tezitra enaou fa tsy ianareo rehetra io.
nananie>mahay mapidipiditra resaka an!
nataonao majuscule le ba de mialona ndray zao ry lerony ary be zao ny curieux hoe BA aiza?
Aza valina fa secret io.
51. kitjo
(
03/04/2004 09:35)
lasa njay ary le mifanenjika
hiihihhiihi
zay aloha lion hono mafy loha koa e, marina le izy fa tsy haiko na tsara na ratsy zany, aleo mab tenenina le defaut fa d ifanenjika eto dol tsika mianakavim-porum
hiihihhiihi
zay aloha lion hono mafy loha koa e, marina le izy fa tsy haiko na tsara na ratsy zany, aleo mab tenenina le defaut fa d ifanenjika eto dol tsika mianakavim-porum
