Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
2689 ( 23/03/2004 13:29)
Ovao phpBB ny forum
Ary ity forum ity ve asa-tànan' i Hery manokana sa source notefena? Mba misy zavatra manome endrika an' itony forum itony nefa tsy hita ato toy ny avatar manokana, sonia, ny site webn' ny mpikambana.... suite
répondu par xxx le 25/10/2004 06:46
nananie ( 23/03/2004 11:01)
Sipa mitady sipa ho an'ny dadany.
Omaly aho nijery fandaharana tamin'ny tv dia nisy témoignage zay hoe le sipa 23 ans tsy mety manambady fa te anao collection an'lehilaly fotsiny hono.Ary ny zavatra tena mi-occuper azy dia ny mitady ... suite
répondu par nananie le 21/06/2004 15:50
angie ( 23/03/2004 09:38)
Radio sy fampianarana ary fampandrosoana
Ahoana no hevitrareo @ fampiasana ny radio ho fampianarana sy fampandrosoana ny fokontany, faritany, firenena? Inona no soso-kevitra azo atolotra entina hanaovana izany? Ohatra hoe ny fampianarana ny ... suite
répondu par fijo le 14/04/2004 23:25
xxx ( 22/03/2004 20:02)
Fanandramana
Mba tonga mitsidika ny tranokala dia mijery hoe manakory ny fandehany. Jerena raha afaka mamaky teniratsy izy ity lelena. ... suite
répondu par ngabesoola le 01/07/2004 12:44
xxx ( 22/03/2004 12:53)
Safidy
Iza no mety eh manasipa misolonify, sa solaloha?... suite
répondu par ikaretsaka le 23/04/2004 22:27
randjy ( 22/03/2004 12:04)
Ny taniko sy ny haren-tsainy
Ry akama malagasy mba ampio kely ange hamelomaso indray ity fanaoko efa very... suite
répondu par pitchou le 16/04/2004 12:00
donemaskit ( 21/03/2004 18:54)
coming soon
vaovao momba ireo sarimihetsika : actualités du cinéma... suite
répondu par ds le 19/04/2005 22:59
dd ( 21/03/2004 17:15)
Yahoo Messenger eo am namana!
Tazako eo amin'ny pejy voalohan'ny namana http://namana.serasera.org fa misy lien yahoo messenger eo ..? ymsgr:sendim?serasera_help saingy toa deconnecté foana ilay satut? Fa ahoana io? tsy azoko, s... suite
répondu par ramoul le 31/05/2004 21:37
kitjo ( 21/03/2004 13:38)
fiancaille zanak ravalo
atao fiancaille any Bulgarie hono i Josoa fa nanambady Bulgare e ... suite
répondu par kitjo le 14/05/2004 16:46
kitjo ( 21/03/2004 11:59)
hihihih
Deux amies complètement bourrées rentrent chez elles en marchant. Elles >passent devant un cimetière et l'une d'entre elles suggère qu'elles >pourraient se soulager derrière une pierre t... suite
répondu par booboo le 03/06/2004 11:34
xxx ( 20/03/2004 16:24)
Nationalité frantsay
Naheno aho fa azo vidiana hono ny fahazoana ny nationalité française na ny carte de résident. Afera ve zany sa mba làlana ara-dalàna? Raha afera dia ahoana? ary raha làlana ara-dalàna dia ahoan... suite
répondu par mirabel le 08/05/2005 16:50
kitjo ( 20/03/2004 15:54)
hors norme
inona ary ny mahsamihafa ny ET sy ny sans papier??... suite
répondu par jhouhlambout le 04/04/2004 12:03
jhouhlambout ( 20/03/2004 14:27)
Resaka tsy mitombona
Lettre d’une maman blonde Cher fils, Je t'écris ces lignes pour que tu saches que je t'écris. Alors, si tu reçois cette lettre c'est qu'elle est bien arrivée. Si tu ne la reçois pas tu me... suite
répondu par jhouhlambout le 07/04/2004 18:50
joda ( 20/03/2004 13:03)
misy karazambehivavy..
misy karazambehivavy vao mijery bandy dia ny kirarony aloha...asa ianareo raha miremarqué an'io..... suite
répondu par fijo le 05/04/2004 22:36
surf ( 20/03/2004 12:01)
Samy bandy
Hono ho a! tsisy bandy mitovy feeling mihintsy angaha ato @ty site ty e? Tena desespéré mihitsy aho ...... suite
joda ( 20/03/2004 11:21)
ireny cola ireny ve..
marina ve fa ireny cola ireny tena mampiridiridy tokoa e..... suite
répondu par fijo le 19/04/2004 21:43
xxx ( 19/03/2004 20:39)
vavy be taona noho ilay bandy
Miantso anareo namana aho fa mba te hanontany ny hevitrareo hoe ahoana ny fiarahana raha ilay bandy 10 taona latsaka noho ilay sipa nefa ilay bandy tena tara be mihitsy.... mety ho hety ve ny fanambad... suite
répondu par pam le 14/06/2004 14:42
angie ( 19/03/2004 20:16)
Mifanoroka eny an-dalana
Ahoana no hevitrareo rehefa mahita mpifankatia mifanoroka maharitra eny imason'olona eny? Any Indonesia mandoa sazy lafo be izay tratra manao izany.... suite
répondu par anjelykely le 06/05/2005 15:28
havanan ( 19/03/2004 20:12)
Tsy matahotra ve ianareo any e..........
Manahoana daholo. Ianareo any Liban reo ve dia tsy matahotra amin'ny zavamisy ao akaikinareo ao? Izahay mahita ny zavamisy amin'ny TV aza matahotra be ery. Maninona raha mody aty gasikara? Zay fa v... suite
répondu par fijo le 28/04/2004 22:34
jhouhlambout ( 19/03/2004 19:56)
Iza no mahay?
Nareo ve mba mahay milalao chiffre?(fa tsy PMU akory a!) ohatra: 1 x 8 + 1 = 9 12 x 8 + 2 = 98 123 x 8 + 3 = 987 1234 x 8 + 4 = 9876 12345 x 8 + 5 = 98765 123456 x 8 + 6 = 987654 1234567... suite
répondu par jhouhlambout le 12/04/2004 10:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.0828