misy karazambehivavy..

1. joda ( 20/03/2004 13:03)
misy karazambehivavy vao mijery bandy dia ny kirarony aloha...asa ianareo raha miremarqué an'io..
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:36
2. hendry ( 20/03/2004 13:15)
Zava-misy zany fa tsy ny vehivavy rehetra akory. Antony roa no mety hiseho: 1.mitady ny mitovitovy @ tena zany hoe jerena raha mitovy goût. 2. Fijerena kata = interessé @ sôsy. Raha bandy tsara kiraro ngamba dia heverina fa be sôsy, asa.
Fa ho ahy manokana toa fahambanian-tsaina ilay izy satria manome lanja kokoa ny matériel noho ny maha-izy azy (ohatra toetra) an´ ilay olona.
3. kitjo ( 20/03/2004 16:14)
tsy tokony oe mijery ambony v @ fiainana?
4. joda ( 20/03/2004 16:17)
et n'oublie pas que l'habit ne fait pas le moine...
5. pitchou ( 21/03/2004 17:39)
lohahevitra efa nandeha teto io! ao fa averiko ilay hevitro t@ izay: ny olona rehefa mikarakara tena dia manomboka avy any ambony (volo endrika, vatana sy akanjo, tanana, izay vao ny tongotra). Raha mahita olona tena mahavatra tongotra, ary ny fahitana azy ety ivelany dia ny fikojakojany ny kirarony, dia mahatokisa fa lhl mahava-tena izy izay! fa raha tsy mahava-tena izy na tsara kiraro sahala @ ahoana aza hitanao foana @ kirarony: ratsy fatotra ny lacet, tsy mifanaraka ny bas sy ny kiraro, tsy madio ny kiraro, tsy mifanaraka @ akanjo anaovana ny kiraro .... izany hoe itarafana ny toetrany ihany koa izany ny tongony!
6. kitjo ( 21/03/2004 13:07)
io phrase farany an i pitchou io aloha d marina mitsy
7. donemaskit ( 21/03/2004 18:29)
za aloha rehefa mijery sipa dia ny kirarony no jereko aloha e, hita @ iny daholo ny momba azy rehetra @ lafiny fikarakaràna vatana, ...
8. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:35)
tsss ny anay ny kiraro zao tsy mihidy lacets indraindray fa atao zesta mihitsy ko.. dia ahoana?
9. kitjo ( 22/03/2004 13:26)
hafa ndray ange iny e,
fa le maloto hita mitsy oe ts voaakrakara no...
nisy olona zay omaly aza ande hivavaka d tapaka ny lacets d nosoloina hafa,tsy haiko aloha ra nitovy ny lokony fa ts mampanin satria tsy fidiny e,ra sendra lacets ts mitovy zany ,hhhmmmm
10. ralipo ( 22/03/2004 14:47)
Arakaraky ny "intention" an'le mijery io, ary samy "libre arbitre" @ zavatra jereny "ny maso mijery tsy mitondra mody" sa hoe "fait voir tes souliers et je te dirai qui tu-es?" Ary ahoana ra joda ny karazana bandy mijery v... bhv aloha vao...?
11. ikaretsaka ( 22/03/2004 15:56)
ka ilay mijery V anie ilay V no jerena fa tsy ilay pataloha e... taha hoe ny habean'ny togotra koa no jeren ny mpijery ambany dia mety.. fa ilay kiraro ve nama
12. tax ( 22/03/2004 16:43)
ny 90% an',y vehivavy normale de mijery kiraro foana aloha, indrindra fa ny vehivavin'Antananarivo. Tsisy afaka ny handà an'izany. Sady amin'izay ange ny kiraro no hitarafana an'ilay olona e! Mila olona tsotsotra ianao de olona tsotsotra kiraro zany. Mila olona be gesta ianao de ohatr'izay koa ny kirarony. Sady ny ny kiraro no zavatra iray hita maso vioalohany azo handrefesana ny harena aty @ tany an-dalam-pandrosoana.
13. donemaskit ( 22/03/2004 09:09)
mety nilay ihany zany ny kiraroko fa za nahazaka klé !
14. rinakely1 ( 22/03/2004 13:51)
zé tiany jerena ihany io e! tsy zé je t'aime nareo foana no ataonay vhv fa on a le droit! refa tsy t hojerena ny kiraro d aza mikararo ntsony d samy miala e!
15. angie ( 22/03/2004 14:22)
Ny important ny fijery amiko, ny maso.
16. kitjo ( 22/03/2004 15:03)
mitovy tsika sy angie
rinakely>ra tsy mikiraro v ts vao mainka loza,
17. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:46)
i rinakelyio indrindra no mpijery ny kiraro ko.. hoe ooouh manao air jordan... manao air max.. manao new balance..
18. hendry ( 22/03/2004 17:25)
Mety marina reo voazala ireo fa ny ankabeazan´ny mpijery kiraro kosa dia mandrefy ny saosy any am-paosin´ny bandy jerevany kiraro.
Ny hoe itarafana raha mahavaha tena izy ny tsia, raha madio sy ny sisa, tsy laviko. Fa ny 90%´ny mpijery kiraro dia mijery raha mahatakatra lafo vidy ilay bandy, ka raha eny dia hoe mahatoraka sy manan-katao zany, raha tsia dia hoe ialao pà.
19. hendry ( 22/03/2004 17:28)
Zaho mijery kiraro fa tsotra ny antony: mba mitovy goût amiko ve le olona. Ohatra: tsy tiako ny lhl manao kiraro na lafo vita be aza fa tsy ao @ ilay goût-ko toy ny lhl manao irony kiraro be rony. Ny kiraro be tiako tenenina eto ilay kiraro tsy tennis nefa be sofina be, ilay kiraro mihitsy no mankadiry, matetika koa dia be talon be. Samy manana ny tiany fa zaho tsy anisany raha ireny kah.
20. pitchou ( 22/03/2004 17:32)
mbola misy zavatra lafo vidy sy aingitraingitra noho ny kiraro raha ny lanjan'ny saosy no tiana ho fantatra! fa raha ny toetrany dia ny kiraro, raha kapa tsotra fotsiny aza dia tsy maninona, ary raha sendra hitano tsy mikiraro izy d tsy misy miafina intsony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7809