misy karazambehivavy..
22. donemaskit
(
22/03/2004 18:09)
na bandy na sipa hita @ tongony daholo ny momba azy, rehefa vita zay dia efa misy idées kely ihany ao an-doha ao, avy eo jerena ny ensemble raha mifanaraka, raha confirmée lay hypothèse-n'ny tongotra
23. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:13)
dia olona voan ny sida iznay iolay oloma tongobakivaky ireny satria misy marary?
24. fijo
(
23/03/2004 09:05)
kay le,de ahoana izany izahay tsy tia manasa tennis ireto.amiko ny tennis natao haloto amin'izay hoatran'ny hoe avy nanao sport.
tonga soa indray rinakely e.
tonga soa indray rinakely e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/03/2004 09:05
27. ralipo
(
23/03/2004 19:12)
Vokatry ny hatsiaka be io ry pitchou a rehefa mirotsaka ny neige de aza mikiraro mivoaka de ho hitanao, fa tsy hoe tarehy-na zoulou akory an!
kiraro=goût (lava loha)
kiraro=habitude (maloton'ny court)
kiraro=pouvoir d'achat (le lafo be reny e)
kiraro=frime (tsy original coulaur mauve)
kiraro=hiérarchie (brodéquin no resahiko an!)
kiraro n'est jamais fonction d'amour.
kiraro=goût (lava loha)
kiraro=habitude (maloton'ny court)
kiraro=pouvoir d'achat (le lafo be reny e)
kiraro=frime (tsy original coulaur mauve)
kiraro=hiérarchie (brodéquin no resahiko an!)
kiraro n'est jamais fonction d'amour.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 07:12
28. fijo
(
24/03/2004 20:48)
milay izany ralipo o,
pitchou>maro ny antony mahavaky tongotra.mety loto,mety hafanana na hatsiaka.
pitchou>maro ny antony mahavaky tongotra.mety loto,mety hafanana na hatsiaka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 08:48
29. rinakely1
(
24/03/2004 13:38)
kitjo: tsy koi na tsy mikararo aza toi e!
ikaretsaka: diso fanantenana toi rah ny momba amiko zany satria zako tsy mpijery ny kiraro ny lelà zany
ikaretsaka: diso fanantenana toi rah ny momba amiko zany satria zako tsy mpijery ny kiraro ny lelà zany
30. hendry
(
24/03/2004 15:59)
Tsy tokony ho karazambehivavy zany ilay lohahevitra fa karazan´olona satria betsaka koa kay ny lhl mijery kirarom-behivavy. Iny ndray ni tsy hitako.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:59
31. fijo
(
25/03/2004 10:50)
tsy aty aloha izany e.ny ahy eo ampovoany ihany no jereko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 10:50
34. ralipo
(
25/03/2004 18:07)
ça dépend ry nananie a! raha mifanena dia ny eo ampovoan'ny mason'ilay sipa no jarena avy eo vao mierika kely mijery hoe mijery koa ve izy!
Raha avy any ariana indray de ny volony aloha vao ny V... valahany io an!
Raha avy any ariana indray de ny volony aloha vao ny V... valahany io an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 26/03/2004 06:07
35. fijo
(
26/03/2004 10:01)
marina izany,ilay eo ampovoany anie ka ny kibony e.sa inona hoy ianareo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 10:01
36. kitjo
(
26/03/2004 20:41)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 26/03/2004 20:41
38. jhouhlambout
(
27/03/2004 17:51)
Io samy manana ny fijeriny daholo.
Sady mijery ny eo ivelany no mijery ny ho avy any aoriana any...
Sady mijery ny eo ivelany no mijery ny ho avy any aoriana any...
40. pitchou
(
27/03/2004 18:54)
hahahahaha! avereno eo ampovoany r'ireto ny resaka fa ttttttttttssssssssss!