Liste des messages
Liste des messages, inserés par havanan, par ordre de date
havanan
(
21/05/2009 09:16)
test de paternite
Fa hono wa ho an'izay mahalala, ny hopitaly rehetra ve azo anaovana azy io sa misy toerana manokana. Hafiriana no mivaly lay izy. Dia inona sy inona avy no tsy maintsy atao amin'io? Misaotra betsaka a...
suite
répondu par endrika01 le 23/05/2009 04:29
havanan
(
10/09/2008 10:18)
Vidina ordi vaovao
Manahoana daholo,
Fa ohatrinona re zay mahalala ny vidina ordi e? De aiza no misy mivarotra eto tana. Ordi vaovao an fa tsy occasion akory. Misaotra o....
suite
répondu par colaps le 05/01/2009 16:40
havanan
(
19/07/2008 06:20)
sms iray miverimberina isaky ny 30mn eo...
Manahoana daholo,
Fa inona ry reto no mahatonga an'izany: sms iray miverimberina isaky ny 30mn en moyenne? Misy milaza hoe virus. Raha virus anefa dia virus avy taiza? Ary inona no fomba atao hanala...
suite
répondu par yonikafopl le 05/08/2008 18:51
havanan
(
11/03/2008 09:16)
Tsinay
Manahoana,
Mitady dokotera specialiste tsinay, na koa hopitaly azo anaovana radio tsinay. Misaotra betsaka....
suite
répondu par ikaretsaka le 18/03/2008 15:25
havanan
(
16/11/2007 11:00)
Toaka sy ny menaka
manahoana
Mba resaka henoko ka ampitaina amin'ireo mpisotro toaka hoe alohan'ny hisotroana toaka hono dia misotro menaka 1 sotro fa tsy mamo tampina zany mihitsy na mahalany be aza.
Mety ho izany a...
suite
répondu par Rasiligaoma le 21/11/2007 04:08
havanan
(
02/10/2007 09:35)
Miarahaba sy ny fandroaoana tanana
Manahoana,
Misy milaza fa ny vehivavy no tokony handroso tanana voalohany rehefa miarahaba lehilahy. Ny sasany anefa milaza fa tsy fahalalam-pomba ho an'ny vehivavy ny mandroso tanana rehefa miarahab...
suite
répondu par xxx le 02/10/2007 11:01
havanan
(
25/09/2007 09:22)
Volamena eny antsena
Manahoana doly,
Ianareo ve mba mahatsikaritra ireny volamena amidy eny antsena reny e: efa miova be mihitsy tsy toy ny taloha intsony fa lasa ohatry ny menamena zany?
Ohatry ny tsy mampi-te-hividy i...
suite
répondu par ikaretsaka le 30/09/2007 02:53
havanan
(
12/07/2007 09:30)
mikoty ...
manahoana,
fa hono ho'aho e: inona no dikan'ny hoe mikoty? Le miteny hoe : tiko enao sa andao anao?
Nisy tantara henoko manko hoe le sipa hono no nikoty le lehilahy. Ka liana ny te-hahalala ny amin'...
suite
répondu par fetrakens le 10/08/2007 07:50
havanan
(
21/08/2006 15:15)
Fanamarihana kely
Manahoana daholo,
Misy mihevitra ny olona sasany eto fa hoe mpanaraka isan'andro ny resaka eto @ forum angamba ny rehetra na koa mihevitra fa afaka ny hanketo isan'andro ny reehtra na koa angaha ohat...
suite
répondu par vale le 30/08/2006 21:27
havanan
(
02/06/2006 08:14)
Tapaka lalan-dra
Amin'ny ankapobeny dia rehefa mafana ny andro dia betsaka ny olona tapaka lalandra. Ireny olona ireny ve efa manana tension ambony mihitsy sa ny olona rehetra dia mety ho tapaka lalandra tampoka na ts...
suite
répondu par fijo le 11/07/2006 20:07
havanan
(
14/06/2005 09:54)
Liban
Manao ahoana daholo!
Efa ela aho no tsy nandre izay tena zava-misy any Liban, ary efa ela ihany koa no tsy hitako ntsony ilay olona mba mpampita hafatra avy any. Koa raha mbola mba any ihany ianao in...
suite
répondu par akamatiana le 19/07/2005 03:34
havanan
(
19/03/2004 20:12)
Tsy matahotra ve ianareo any e..........
Manahoana daholo.
Ianareo any Liban reo ve dia tsy matahotra amin'ny zavamisy ao akaikinareo ao? Izahay mahita ny zavamisy amin'ny TV aza matahotra be ery. Maninona raha mody aty gasikara?
Zay fa v...
suite
répondu par fijo le 28/04/2004 22:34
havanan
(
21/01/2004 20:14)
liban
manahoana! Tena any liban tokoa ve ianao ry isrine? Tiana ho fantatra ahalalana ny resaka atao fa misy olona te-hampita resaka any amin'ny zanany. Tsy fantatro na eto no tokony asiana ny fanontaniana ...
suite
répondu par isrine le 23/02/2004 18:35
