Tsinay

1. havanan ( 11/03/2008 09:16)
Manahoana,
Mitady dokotera specialiste tsinay, na koa hopitaly azo anaovana radio tsinay. Misaotra betsaka.
2. xxx ( 11/03/2008 10:11)
fa tapaka ngah ny tsinainao ? :roll:
3. rush ( 11/03/2008 12:39)
raha aty andafy ianao dia tsara manatona specialiste,nanana olana t@ tsinay aho tany tanà,refa misy crise dia miditra urgences foana,vola be no lany, vao tonga taty aho dia nijery dokotera ,natao ny fitiliana rehetra, notsaboina ny tsinay(ny ahy colon na tsinay be no narary), telo taona zay no itsaboina ahy fa tsy misy crise tsony ,ny stress koa makarary tsinay, ny sakay, café sy ny epices fadio aloha, alikaola sy sigara koa,mirary soa!
4. xxx ( 11/03/2008 13:41)
Nisy fianakavianay zay efa narary tsinay tao tana fa za tsy mahalala ny dokotera nitsabo azy. Fa toa hoe misy appareil atsofoka any amin'ny vody dia ho hita eo marina izay mahazo ny tsinay. Nanao crise matetika koa ilay olona lazaiko io.
5. rush ( 11/03/2008 13:47)
coloscopie no anarany radio io,atsofoka, aboitsina ny tsinay hijerena sy anaovana fitiliana,ra misy oh polype ianao , avy dia esorina ra tsy hemorragique lay izy,hita ra misy aretina hafa toy ny hemoroide koa,any tanà atao manta velona,tsy marary io, aty andafy atao anesthesie generale no anaovana azy io,
6. xxx ( 11/03/2008 14:08)
Rush: sao enao mbola mahatadidy ny dokotera na ny toerana nanaovanao fitiliana tamin'ny zany andro zany tany mada. Tsy haiko fa hitako hoe sarotra anie ry reto ny mitady dokotera na dia ao tana aza rehefa tsy manana info e.
Somary mahaliana ry Rush zany aretitsinay zany, maharitra ve zany ny traitement nataonao tamin'izany?
7. ikaretsaka ( 11/03/2008 15:05)
nga koa misy aretin-tsinay no...

Nahitsin'i hery
8. xxx ( 11/03/2008 15:24)
ikaretsaka:

... no misy aretim-po no ...

tsy azoko :roll::roll:
tsy nahita resaka aretim-po mihitsy aho teo

rush > torohevitra : aza dia avoaka amin'ny forum ny dosie medikalinao fa tsy dia fanao loatra.
9. ikaretsaka ( 11/03/2008 16:11)
ao ambadika ao fa tsy ato
10. rush ( 11/03/2008 17:26)
tsisy dossiers ry anona fa sao misy mitovy aretina dia fanina tsy mahita zay atao,dokotera PASCAL ao @ girard et robic anatonana,asa ra efa niova ny hopitaly,toa lasa gorobaka be hono ao,lasa ratsy be zany e,fa inona ty lazainy ikaretsaka?nisy niresaka fo nga moa eto? ary toa ataonao letsy aho?aoka hifanaja e!
11. ikaretsaka ( 11/03/2008 17:50)
nga lasa vehivavy indray i rush? ny tiako lazaina dia atsy ambadika hoa rush miresaka fo.. de ato tsinay dia inona koa le
12. rush ( 11/03/2008 18:16)
mahagaga ahy ny resakao ry ikaretsaka!!!!!!!!!!!!
13. Veloo ( 12/03/2008 01:04)
rush [ Valio ] 11-03-2008 19:16:59
Lohateny : Re : Tsinay
mahagaga ahy ny resakao ry ikaretsaka


:-D:-D:-D:-D:-D tsy vao2 io rush a
14. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:34)
ka i rush amin'ity telovolana ity lehilahy dia amin'ny telovolana manaraka vehivavy dia tsy hay intsony..
1 iny

faharoa.. atsy ianao manao resapo de ato resa tsinay.. .. ko tsy hipoitra daholo ve hoa ny dossiers medical raha izao..

aiza @ izay no mbola mahagaga anao?
15. rush ( 12/03/2008 09:11)
vevavy zao fa tsy niseho ho lelhilahy zany, efa nisy sariko aza t@ fihaonana taty paris fa aza mamorona ary aza afangaro @ olona hafa aho,tsy niresaka fo koa aho satria tsy manana olana @ io,fa ianao zany dia anenjika ahy no tanjona sa aona?mieritrereta fa tsy mety zao e!!!!
16. havanan ( 12/03/2008 09:12)
Isaorana ianareo namaly resaka ahy, fa tsy dia hitako hoe inona no amadihanareo ny resaka e, fomban'ny olona ny mamoaka ny tiany lazaina indraindray. Manahirana ny mila hevitra eto.
17. rush ( 12/03/2008 13:32)
miala tsiny aho ry havanan,namaly tsotra sy nanoro aho fa misy olona gaigy e,fa ianao ngaha any tanà sa aty andafy?tsara koa ra manao coloscopie ahitàna inona marina no tsy salama anaty tsinainao ao,manatona an'io doc Pascal io na mijery gastro hafa ,
18. xxx ( 12/03/2008 17:57)
:arrow::arrow::arrow:
19. diamondra27 ( 12/03/2008 18:19)
tena grave tokoa nge ny areti tsinay refa mihetsika e!

tsy mampatahotra za fa nisy olona nanao inclusion intestinale , de gli avy teo

20. yonikafopl ( 12/03/2008 19:27)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8012