Tsinay

21. tess ( 12/03/2008 19:34)
aleo recuperéko i ikaretsaka sao marary tsinay ato kounkou:?:-D:-D:-D
amby aty ikaretsaka an!:-*:-D
22. ikaretsaka ( 12/03/2008 19:38)
tsy manahy aho fa tapa tsinay amin'ny aretim-pon'ny sasany eeeee
23. tess ( 12/03/2008 19:44)
andao hivoaka fa dinika tsy mahazo mikivalavala hono ato e!:-D:-D:-D misy mitory eo fa!:^)
24. ikaretsaka ( 12/03/2008 19:46)
andraso lo fa sao misy miteny heo fanafody tsinay ny glacholet ka mandeha ny bizinesiko
25. ds ( 12/03/2008 23:57)
Inona foana ary ity fanenjehana tsy misy farany ity e.
Raha misy tsy mety ataon'ny olona aminareo, dia asehoy azy ny fitondrantenanareo ataony fitaratra. Raha tsy izany, dia tena lasa mitovy ianareo. Raha tsy afa-po ianareo, dia manokafa dinika momba io nosoratako io ao amin'ny "momba ny serasera" fa avelao ny dinika eto hilamina. Misaotra anareo mialoha.
Miala tsiny nanelingelina ny dinika.

ds
26. Rasiligaoma ( 13/03/2008 04:31)
ilay olona koa no mahana lava raha izao koa
27. yonikafopl ( 13/03/2008 06:37)
:-$
28. rush ( 13/03/2008 12:34)
betsaka ny areti-tsinay,ny tena ratsy dia ny peritonite:infection mamely sy manimba ny plevre,poumon, vagin sy colon,tsy maintsy miditra hopitaly, ilaina ny operation fa mafaty,ny ulceren'ny vavony koa mahavoa an'io,mafy be ny kibo sady mibontsina,ra tsy voavonjy dia miakatra ny caca, mety tafavoaka anaty vava dia zay fa maty ny olona voa azy,tsaboina avy hatrany ra marary vavony koa fa mivadika zavatra hafa io,
29. rush ( 13/03/2008 12:55)
misy koa io occlusion io fa samy ratsy daolo ary samy mafaty,ty farany ty ndray dia tsy tafavoaka ny caca sy ny gaz tokony hivoaka normaly,marary io sady mampisy malaises bdb,ra vao mitoana dia mamonjy dokotera no tsara indrindra na avoaka aingana @ finana voatabia,voamadilo,legumes maitso rehetra,
30. Tanora ( 13/03/2008 15:54)
zà koa manao marary tsinay zany ndray2,misotra fa tena ilaina ny mifanoro:-*:-*:-*:-*
31. Veloo ( 13/03/2008 16:48)
vao mitoana dia mamonjy dokotera no tsara indrindra na avoaka aingana @ finana voatabia,voamadilo,legumes maitso rehetra,


ie marina io , fa ny tena efficace raha mitohana dia ilay paiso mainty ireny (plum) tsy aiko ilay izy @ teny gasy, na jus-n'io na izy ilay maina iny fa tena mande tsisy olana mihitsy.

mila manao drainage de temps en temps ny rehetra ka...
32. rush ( 13/03/2008 16:55)
pruneaux no anarany, ra aty andafy dia mahita betsaka an'io fa any dago toa importé izy reny, any @ gdes surfaces aleha,
33. Veloo ( 13/03/2008 16:58)
rush a ieeeeeeeeee oopss tena adiniko mihitsy
mandaitra be io:wink:
misaotra rush a :-*
34. havanan ( 14/03/2008 09:10)
Misaotra betsaka anareo rehetra e. Nahazo torohevirta maro.
35. rush ( 14/03/2008 09:56)
tsy misy fisaorana fa ho tahin'Andriamanitra daolo ,:-*:-*:-*:-*
36. xxx ( 14/03/2008 10:02)
ikaretsaka:

nga lasa vehivavy indray i rush? ny tiako lazaina dia atsy ambadika hoa rush miresaka fo.. de ato tsinay dia inona koa le






ikaretsaka koa ange vavy fa tsy lahy e ....., sady etsy akaiky etsy no mipetraka fa tsy any lavitra any lol :roll:


De aoka izay le fanenjehanao olona eto:P
37. hery ( 14/03/2008 16:08)
38. ikaretsaka ( 14/03/2008 16:11)
mila tsaboina le xxx ka
39. tess ( 14/03/2008 17:10)
:-D:-D:-D:-D
40. Papoose ( 14/03/2008 19:04)
sao de mba tokony hamoronana diniky ny "mora miakatra" aza ato:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1362