Tsinay

41. mmmhh ( 15/03/2008 06:42)
42. tess ( 15/03/2008 07:20)


be ilay ato izany !
43. ikaretsaka ( 15/03/2008 15:34)
Papoose:

sao de mba tokony hamoronana diniky ny "mora miakatra" aza ato:lol:



hevitra koa izay
44. rush ( 17/03/2008 10:08)
ny mpanimba dinika no tokony hamorona an'io any ankafa any ka,
45. ikaretsaka ( 17/03/2008 16:18)
ataovy fidinana rehefa resaka tsinay fa tsy fiakarana..
mora midina no mahafaka azy kokoa nohon'ny mora miakatra...
raha miakatra ny areti tsinay de lasa voa ny fo dia voa ny loha dia....lasa mifanakaiky mifangaro mantsina ao aby
8)
46. rush ( 18/03/2008 12:35)
hay efa nahavoa anao io?ampidino tsara aza ny anao sao lasana alohany fotoana,:-D:-D:-D:-D:-D
47. ikaretsaka ( 18/03/2008 15:25)
hitako amin'ny ataonao ka:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782