sms iray miverimberina isaky ny 30mn eo...

1. havanan ( 19/07/2008 06:20)
Manahoana daholo,
Fa inona ry reto no mahatonga an'izany: sms iray miverimberina isaky ny 30mn en moyenne? Misy milaza hoe virus. Raha virus anefa dia virus avy taiza? Ary inona no fomba atao hanalana ny virus?
Misaotra anareo
2. yonikafopl ( 19/07/2008 13:11)
Tena marina mintsy io fa za refa mahazo sms avy any Dago dia miverina efa ho in'4 ilay izy,de manontany za we maninn averimberina, de we indray ihany no nalefany ka, ny tsy nanontaniako de we analanjareo ve ny credit sa credit normal ana sms 1 ihany no miala,ny orange sy celtel no tena manao an'io.
3. ainaheri ( 19/07/2008 20:44)
yonika>> za efa sendra an'io kou ,mety hafetsen'ny operateur angamba ireny klé 8O
4. yonikafopl ( 05/08/2008 14:33)
tena leeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeoooooo be za am le ORANGE mbo marina mou eeeeee, tam herinandro za naharay sms avy any Dago, nandritra ny 2 andro le izy de niverina isaky ny 30 mn araka io voalaza io, tena nitokona mintsy le portable ,de nosoloina. Efa nanomboka omaly ndray dia nahazo sms tam oll hafa ndray za, mbola ORANGE ihany, d hatramzao dia mbola miverimberina ndray le sms mankaleo beeeeeeeeeeeeee :evil: :evil: :evil:
5. yonikafopl ( 05/08/2008 18:51)
:evil: :evil: hatramzao fotoana hanoratako zao de mbola tonga foana ilay sms, fa nielanelana tsy 30mn tsony fa lasa 1h ndray ngamba, maha krizy mintsy :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8284