Toaka sy ny menaka

1. havanan ( 16/11/2007 11:00)
manahoana
Mba resaka henoko ka ampitaina amin'ireo mpisotro toaka hoe alohan'ny hisotroana toaka hono dia misotro menaka 1 sotro fa tsy mamo tampina zany mihitsy na mahalany be aza.
Mety ho izany angamba no tena ilana ny tsaky rehefa misotro hoe mba manalefaka ny herin'ny toaka
Mba andramo ihany e
2. ikaretsaka ( 16/11/2007 18:06)
andramo.. mangala vera dia asio menaka 1 sotrokely dia tapohy toaka dia isaky ny manapoka kely dia andramo ny tsirony!
3. sarobidy ( 20/11/2007 07:18)
ika ngah efa nanao anzany?
4. diamondra27 ( 20/11/2007 07:48)
asainareo misotro toaka ndray ve le olona sa misotro menaka e :-D:-D

mitovy ihany ny effet an'iny rehefa tratran'ny contrĂ´le test d' alcoolemie:oops:
5. Rasiligaoma ( 21/11/2007 04:08)
ny tsaky toaka tokoa aloha dia zavatra bebe menaka daholo e! voanjo e, zavatra nendasina na natono fa veve menaka e, frites e, pizza e!
fa tsy nahita aho hoe mpisotro toaka dia akondro ohatra no atao tsaky na salade verte amin'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155