test de paternite

1. havanan ( 21/05/2009 09:16)
Fa hono wa ho an'izay mahalala, ny hopitaly rehetra ve azo anaovana azy io sa misy toerana manokana. Hafiriana no mivaly lay izy. Dia inona sy inona avy no tsy maintsy atao amin'io? Misaotra betsaka an'izay mamaly.
novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:29
2. rdmy ( 21/05/2009 16:09)
ao am MATERNITE befelatanana
3. endrika01 ( 23/05/2009 04:29)
Refa tobim-pahasalamana ve tsy hisy aby! Asa aloha tsy haiko. :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3516