liban

1. havanan ( 21/01/2004 20:14)
manahoana! Tena any liban tokoa ve ianao ry isrine? Tiana ho fantatra ahalalana ny resaka atao fa misy olona te-hampita resaka any amin'ny zanany. Tsy fantatro na eto no tokony asiana ny fanontaniana fa teto amin'ny fiaraha-monina no nahitako ny resaka. Misaotra ny namana mampifandray. Veloma.
novalian'i isrine ny 23/02/2004 18:35
2. isrine ( 22/01/2004 18:20)
salut!
Aty liban ny tenako, koa ento ny fanontanianao na ny resaka tinao apettraka amiko.
3. havanan ( 12/02/2004 20:23)
manahoana!
Ary toa malaky mamaly be ianao zany. Halefako any am boatinao ny hafatra tiana ampitaina. Izaho indroa isambolana ihany no afaka mandalo, jeren
4. havanan ( 12/02/2004 20:24)
tohiny,
jerena ihany koa ny posy e. Miandry valiny hatraty aminao aho zany am herinandro, misaotra betsaka, veloma.
5. isrine ( 17/02/2004 14:03)
salut!
zao an, raha toa ka 3 no manaraka ny 961 dia portable izay ilay izy.
raha toa ka manaan olana toa ilay ankizy t@ heritaona izay ilay olona dia tsy maintsy ny pata-ko no hiresaka amin'ny patany, izay manko no fanao aty, fa raha izaho no hiresaka @ ilay patany dia tonga dia iavonany.
raha toa ka mba fifandraisana tsotra fotsiny dia andefaso No hafa, @ izay afaka miresaka @ ilay ankizy tsara za.
ary ho anareo izay te-hampita hafatra dia lazao mazava daholo ny anaran'ilay ankizy, indrindra fa ny fiantsoan'ny vazaha azy fa tsy ilay anarana gasy iny no alefanareo amiko.
dia miandry za o, ary aza gaga raha somary ela za vao mamaly @ izao fa sahirana. bye
6. kally ( 17/02/2004 14:07)
Soa ihany fa mba misy olona ohatran'Isrine,mba tsy mifanary any an-tany lavitra any.Toa zavatra ratsy foana mantsy ny reko rehefa hoe samy gasy any ivelany any.
7. kally ( 17/02/2004 14:08)
Soa ihany fa mba misy olona ohatran'Isrine,mba tsy mifanary any an-tany lavitra any.Toa zavatra ratsy foana mantsy ny reko rehefa hoe samy gasy any ivelany any.
8. fijo ( 18/02/2004 09:58)
ko isika izao samy aty nefa tsy mifampiavona.
9. isrine ( 23/02/2004 18:35)
no comment!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.825