mikoty ...

1. havanan ( 12/07/2007 09:30)
manahoana,
fa hono ho'aho e: inona no dikan'ny hoe mikoty? Le miteny hoe : tiko enao sa andao anao?
Nisy tantara henoko manko hoe le sipa hono no nikoty le lehilahy. Ka liana ny te-hahalala ny amin'izay dikan'ny mikoty za.
veloma
novalian'i fetrakens ny 10/08/2007 07:50
2. simplex ( 12/07/2007 09:36)
ra maheno otr'zao enao:ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko ;-)d mikoty izay.

ra sipa izy d refa mitovitovy @ zaomanana tany nga enao?:oops:

bonne chasse,
3. xxx ( 12/07/2007 10:12)
manana tany ngah simplex :-D:-D:-D
4. majakely ( 12/07/2007 10:38)
:lol::lol:
5. simplex ( 12/07/2007 10:38)

foiko manotolo :roll:
6. sitlo ( 12/07/2007 12:23)
izany mikoty izany tena mifampijery fotsiny hozy kally izay. :°)
7. booboo ( 12/07/2007 12:33)
Simplex, xxx > :-D:-D
8. fasaly ( 12/07/2007 14:17)
ny mikoty ve tsy vao andrana handrersena lahatra an'ilay olona atao hoe mikoty mba hitiavana sy ho voasitona ho azy:roll:
9. ari.malala ( 12/07/2007 14:23)
Simplex:
manana tany nga enao?:oops:

:-D:-D:-D:-D:-D

io an'i fasaly io zao no itako manakaiky ilay hoe mikoty.
10. lapino ( 12/07/2007 15:19)
tiko enao sa andao anao?
"tiako ianao" no tenenina fa "andao hanao" no tanjona :roll:
11. ianao ( 12/07/2007 15:31)
non, tsy voatery hoe andao hanao izany. Andao hifankatia, hiaraka, hifampisipa. Misy mpisipa tsy manao an. Mifampizara, mifanohana ... fotsiny. Fa rehefa hatrizay mivady vao hoe andao hanao.

Fa betsaka koa aloha ilay hoe tiako ianao dia ndao hanao e.
12. Belle ( 13/07/2007 03:30)
Somary HS kely ity fa tsy maninona, mifampitohy ihany.

... ndao hanao e.


Inona aloha io e!? Ilay lazain'ilay hira hoe "Darling" ve? Maninona tokoa no tsy mba tenenina amin'ny voambolana tena izy amin'ny fiteny gasy MIHITSY izy io?
13. lapino ( 13/07/2007 03:56)
Ilay lazain'ilay hira hoe "Darling" ve?
Ao ambany sôsety fotsiny ka :)
14. pissoa ( 13/07/2007 04:04)
lapino:

tiko enao sa andao anao?
"tiako ianao" no tenenina fa "andao hanao" no tanjona :roll:



=))=))=))=))=))
manao saimb-bitro tsssss
15. lapino ( 13/07/2007 04:12)
:-$:-$:-$
16. ari.malala ( 13/07/2007 06:32)
lapino, :-D:-D:-D:-D:-D

Belle, mivantana loatra aky raha am teny gasy de tsy zakan'ny sain'ny ankamaroan'ny olona a! nefa refa am teny vahiny toa tsy misy olana mintsy! :-D:-D:-D:-D:-D efa nisy resaka toa an'io tary am dinika manokana tary :-D:-D:-D
17. lapino ( 13/07/2007 07:52)
Nisy tantara henoko manko hoe le sipa hono no nikoty le lehilahy.
Raha izay indray dia "andao hanao" no tenenina fa "tiako ianao" no tanjona :roll:
18. simplex ( 13/07/2007 08:23)

zay no mahatonga an'le izy hoe contre nature ra sipa no mikoty :roll:
19. sakaizakely ( 13/07/2007 08:56)
simplex> contre nature @ ahoana ?

misy civilisation sasany, ny vhv no mifidy ny vadiny, dia azony isaorana raha toa ka tsy afapo izy. Ny Masaï no manao izany raha tsy diso aho. Ny vhv nga natao etambarotra ho fidina fotsiny ? Maninn raha mba avela hifidy ? Misy lhl tia fidina koa anie e ! ;-);-);-)

Girl power io ka samy manana ny fahaizany mampiasa azy :-D:-D:-D:-D
20. nikopol ( 13/07/2007 09:16)
ny sipa tsy mikoty fa sokafany kely ny feany dia sady manontany vaovao momban'ny namana ikambanana izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0687