mikoty ...

21. sakaizakely ( 13/07/2007 09:20)
nikopola> mbola ankodahoda fisaina foana ve ?:^)
22. nikopol ( 13/07/2007 09:22)
inn zany ankodahoda zany ry sakaizakely ?
23. zaagasse ( 13/07/2007 09:55)
inona no dikan'ny hoe mikoty? Le miteny hoe : tiko enao sa andao anao?amiko aloha ny mikoty de demarche hirosoana@fitoriana fitiavana.miseho ho sympah be alo le kôfa de mahay vaziazy de rehefa mankafy le jôba de lazaina @zay le noketrehana,fa ny hoe "ndao anao" tssss sipa mbola tsy zaka ve de oe ndao anao?ompa be no azona raha izany.tokony koa bandy saim....bo tsss ozy ny jôba .tanremo ry bandy akama an raha tsy zakanlà aloha le jôba tsy miteny ndao anao zany elàh ary @fomba mihaja koa an!!sy amim-pitiavana be.
24. mandrindra ( 25/07/2007 16:00)
ny atao hoe mikôty dia manisa. kôtiko = isaiko = 1,2,3,4,......
25. kanota ( 26/07/2007 07:34)
Manisa hoe firy izay no azoko sy hitako ary nofendaiko=))=))=))
26. zaagasse ( 06/08/2007 12:50)
zany ve lety ary tandremo ary sao zavatra hafa no nofendainareo ka ho feno sy mihosona eo elà:lol::lol::lol::lol:
27. xxx ( 06/08/2007 13:45)
simplex:

ra maheno otr'zao enao:ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko ;-)d mikoty izay.

ra sipa izy d refa mitovitovy @ zaomanana tany nga enao?:oops:

bonne chasse,



hihihi, tsy haiko
28. fetrakens ( 10/08/2007 07:50)
Mikôty = tiako enao de zay fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071