Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fetrakens, milahatra araka ny daty
fetrakens ( 02/02/2010 10:01)
Sao mba misy manana motorolla E398 ny namana e!?
Tsy mety mahazo internet le phone! ahoana no fi- activé - na ny GPRS!! Efa niantso Service clientèle (telma io an) fa tsy mbola mety ihany e!! Merci de msaotra :{ ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2010 09:02
fetrakens ( 03/11/2009 09:49)
Hazo sarobidy!
Malaza be amin'izao fotoana izao ny fitrandrahana sy fanondranana ireny hazo lafo vidy ireny, iaraha-mahalala fa tena volabe tokoa no azo amin'izany. Araka ny hevitrao, inona no tokony hatao mba hiaro... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/11/2009 18:27
fetrakens ( 23/10/2009 07:52)
Rapela ô! rapela ô!!
Ahoana ny fahitanareo iny hiran'i Doudou iny e!?... tohiny
fetrakens ( 20/10/2009 09:56)
Teny tsy tonga volana eny ambony Taxi-be!
Zah no manomboka an: " Misy miala ve ao @ Spaoro Digy !! Misy miala ve oa ao @ Spaoro Digyyy!!? Taxi be Ivato io a! 8-) nefa (Score Digues)" hi!hi!hi!... tohiny
novalian'i Ratoa ny 17/02/2010 13:38
fetrakens ( 16/10/2009 06:17)
Aiza ilay finoana??
Teto dago no niseho ity tantara ity: "Andeha haka fahefana ireto olona maro be, natao avokoa ny fomba rehetra, nadeha avokoa ny karazan-kira: fifohazana sy zafindraony isan-karazany (iny lalàna iny.... tohiny
fetrakens ( 28/05/2008 10:39)
Inona ary izany!?
Raha toa ka pipian-tsoavaly aza ny La bière vokarin'ny Star de inona kosa ny La bière ho vokarin'ny Filoham-pirenena ô!?? ... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:33
fetrakens ( 28/05/2008 10:36)
Falifaly fa mahita tany e!
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8) ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:50
fetrakens ( 16/04/2008 10:39)
Rehefa vandana de kary!!
Na de tsy nieritreritra ny hanakorotana aza ny mpankafy Rossy de mety hikorotana ihany izy satria te- hijery spekitakla nefa tsy misy ho jerena!! de tena tafiditra ho resaka politika koa ve ny resaka ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 17:07
fetrakens ( 09/04/2008 10:19)
RAVALOMANANA << TGV
Satria nahoana? TGV olona nianatra hatramin'ny fahakeliny, olona mahay, Ravalo kosa nianatra ihany, fa saingy oe ny angady sy ny penina fotsiny no tsy mampitovy azy!! mety hahavita be lavitra noho i R... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 00:02
fetrakens ( 18/03/2008 14:31)
FIFA et RAMIARAMANANA
De ahoana 'zany, nahato tsy ho mpikambana ao @ :arrow: FIFA i Madagasikara... mety hanatsara ny ho avin'ny baolina kitra aloha io e! sa ahoana hoy ianareo!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:27
fetrakens ( 06/03/2008 10:27)
SARIMIHETSIKA ARA-POLITIKA
Ahoana indray ireny Film navoakan'i Mailhol ireny e! mba mijereva zé mbola tsy nahita, fa tsy ho voatantarako eto kosa aloha le izy e! Fandroahana devoly nefa...Toa :arrow: politika be tsotra izao e... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 12:01
fetrakens ( 27/02/2008 08:37)
Propagandy sahady ve sa tena vokatry ny fo!?
Mizara vola, mizara sakafo,... tena ilaina ireny aloha e!? fa inona kosa aza no valim-pitia omen'ny traboina ireny mpanao politika mizarazara fanomezana ireny ô!!!Tsy maintsy misy tambiny foana ve iz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:40
fetrakens ( 21/02/2008 08:13)
CYCLONE
De refa misy ve ny loza vao hitototo sy hizarazara zava-javatra eny rehetra eny ny mpitondra fanjakana e! fa taiza no tsy hita hatramin'izay, sa oe dory ny vy dieny mbola mamay!? sady ho avy koa izao ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/02/2008 15:47
fetrakens ( 06/02/2008 07:03)
LAPOALYM...
Salut daholo e! Ankamantatra ity, inona no mampiavaka ny lapoalim-behivavy sy ny lapoaly ao an-dakozia!! Valiny @ manaraka!:lol:... tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 07:00
fetrakens ( 04/02/2008 07:19)
Sefom-pokontany eto Tana!
Iza marina no tokony hanendry ireny sefom-pokontany ireny e! moa tsy ny vahoaka ve no mahalala izay mety afaka hitondra azy !?!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:56
fetrakens ( 30/01/2008 05:54)
Vokatry ny karajia!
Misaotra anareo tsy dia manao resaka tsy ampiheverana loatra ato @forum serasera, tsy te -haheno aho mantsy oe nakatona koa hono! nefa vazivazy izany fa "liberté d'opinion" sy demokrasia no manjaka a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 08:08
fetrakens ( 22/01/2008 07:25)
KARAJIA
Antsoy daholo ireo mpikarajia @ radio rehetra ireo fa aty indray izao no miresaka e!:?:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:11
fetrakens ( 07/01/2008 06:32)
Fitsapana ve sa hetraketraka tsotra izao!
Tapaka ny jiro atsy, tapaka ny rano aroa, dia inona ihany koa zany no mbola hotapahina e!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:50
fetrakens ( 07/01/2008 06:14)
Tratry ny taona daholo e!
@ ty taona vaovao 'ty de hisy indray ny zava-baovao maro e! mba ilazao, de mba izarao zé mahasoa e!... tohiny
fetrakens ( 04/01/2008 07:24)
ARAHABA TRATRY NY TAONA 2008 E! NA IANAO NA LEIRY
:lol:Arahabaina daholo aloha nahatratra ity taona vaovao ity indray e! dia samy hifankahita eto indray isika rehetra na ny mpanohana ara-politika na mpisolelaka ara-politika na tsy miankina e:lol:!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088