CYCLONE

1. fetrakens ( 21/02/2008 08:13)
De refa misy ve ny loza vao hitototo sy hizarazara zava-javatra eny rehetra eny ny mpitondra fanjakana e! fa taiza no tsy hita hatramin'izay, sa oe dory ny vy dieny mbola mamay!? sady ho avy koa izao ny fifidianana e!:-D
novalian'i Jeankely ny 21/02/2008 15:47
2. ainaheri ( 21/02/2008 09:07)
@ iny misongadina tsara ilay natolotra kou,ra enao kosa ve zao omeko vola nefa misy any aminao raisinao ny ahy fa adinonao iany refa lany,fa refa tapaka zay ka nisy nanome ,ny handialika ny eo @ ilay oul no tsy natao nohon'ny hafalina,kay zay no araraotin'ny sasany,zay ianao sahirana zay,sahirana ihany ireny oul ireny isan'andro fa tsisy mivaky loha!!
Atao akory moa!!
3. poutcinna ( 21/02/2008 10:54)
fa rehefa inona koa no tokony hizara zavatra ny fanjakana ?
ny sakafo sy ny karazany moa zany tokony hoe zaraina isan'andro dia miandry ao an-tranony fotsiny ny olona mba hizaran'ny fanjakana an'izany ?
4. Kwasi ( 21/02/2008 11:16)
fetrakens> Ka tsy any @ misy loza ve no tokony hitotototoana, sa aiza?:D
5. rongisa ( 21/02/2008 11:47)
i ravalo mihintsy no nadra sy tsy tia vahoaka:
ny entanana sy ny fanampiana, raha sakafo sy akanjo dia bobaka, ny any ivelany;

ny olana dia ny hitaterana azy:

Raha avion Transall na antonov no novidina, fa tsy air force one , dia azo tsara ny nanampy,


nefa tia ndravalo ho faty noana isika mianakavy

air force one; sa transall sy antonov
6. poutcinna ( 21/02/2008 13:50)
fa ny tsy azoko amin'ny vahoaka, ny vahoaka ve zany miandry fanampiana fotsiny e ?
fa tsy ny hatsembohana ve moa no hinanana e ?
fa ny tra-boina noho ny voina mahazo azy no hanampiana an'azy ?
7. Jeankely ( 21/02/2008 15:47)
Marina ny anao ry "poutcina". Ny sasany amin'ireo anie ka efa mivika e. Mba ahoana ny ataondreo raha toa ka tsy manome ny fanjakana? na andeha hikapa aza ny mpitondra hitandreo ary rehany ny fofony.=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444