Teny tsy tonga volana eny ambony Taxi-be!

1. fetrakens ( 20/10/2009 09:56)
Zah no manomboka an: " Misy miala ve ao @ Spaoro Digy !! Misy miala ve oa ao @ Spaoro Digyyy!!? Taxi be Ivato io a! 8-) nefa (Score Digues)" hi!hi!hi!
novalian'i Ratoa ny 17/02/2010 13:38
2. xxx ( 21/10/2009 11:14)
Misy miala ao @ poteau doubla!
3. Mirananirina ( 21/10/2009 12:20)
Tamin'izaho vao tonga voaloha taty ,dia nandeha bus,hiala aho dia niteny l'arret svp fa tapaky ny fimehezana ny olona ,ka izaho tsy nijery fanaon'olona fa laozako nijery tanàna.Hay misy bouton potsirina rehefa hiala, :)
4. xxx ( 23/10/2009 07:31)
:roll: :lol: 8) :P Nenah ndray le mpandeha matory @pitoerana reny tena mampmé ahy mitsy!! :roll: efa any @ farany ny ol sasany vao taitra!! de mkropadropaka otrannn a!a!a!a! lol
5. Djhamhal ( 23/10/2009 10:16)
raha mankany any aminay any ambatofotsy avaratra de misy arrét 3 mifanaraka ôtr'zao: misy miala eo @ trano fotsy?? - trano hazo?? - trano vato?? - :^) :lol: :-D
6. mmmhh ( 09/11/2009 13:42)
Aty le Ivatôrôrô ô
7. xxx ( 10/11/2009 13:36)
Misy miala eo @ zaza kamboty :-)
Aiza ary io ô ?
8. Papoose ( 10/11/2009 21:04)
misy miala eo @ sperma ihany no tena milay :lol:
9. mmmhh ( 12/11/2009 13:57)
xxx6 > any @ MAGRO io,
10. bazylou ( 01/02/2010 17:47)
raha makany aminay any betafo dia misy taxibrosy manaohoe , "manaingazipo, behantsana ary mandoto" :-D :-D :-D :-D
11. Ratoa ( 17/02/2010 13:38)
sendra resin'ny torimaso tanaty bisy aho. Nony ho tonga dia hoy ny bitibitiky ny teo akaiky "cocoriiiiico!"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3159