Hazo sarobidy!

1. fetrakens ( 03/11/2009 09:49)
Malaza be amin'izao fotoana izao ny fitrandrahana sy fanondranana ireny hazo lafo vidy ireny, iaraha-mahalala fa tena volabe tokoa no azo amin'izany. Araka ny hevitrao, inona no tokony hatao mba hiarovana azy ireny tsy ho lany tamingana?
novalian'i Ratoa ny 03/11/2009 18:27
2. Ratoa ( 03/11/2009 18:27)
mambolea (reboisement) be dia be ho dimbiny sy ho jinjain'ny taraka aoriana fa na dia lafo aza izy ireny dia misy ilàna azy ka tsy maintsy anapahana. Ny voary dia efa nataon'Andriamanitra ho an'ny zava-manana aina rehtra. Anjaran'ny olombelona izay hany misaina amin'ny samy zava-manana aina n mikojakoja azy,ao anaatin'izany ny fanmbolena dimbiny sy ny fiarovana ny hazo izay tsy mbola matotra ka tsy tokony ko kapaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5047