Sefom-pokontany eto Tana!

1. fetrakens ( 04/02/2008 07:19)
Iza marina no tokony hanendry ireny sefom-pokontany ireny e! moa tsy ny vahoaka ve no mahalala izay mety afaka hitondra azy !?!
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:56
2. Jeankely ( 04/02/2008 08:06)
Tantarabe io ry havana. Ny tsy fitiavan'ny olona ireny Sefompokontany niasa taloha ireny mihintsy no tsy nahalany intsony ny TIM fa nahalany ny TGV satria mihevitra ny olona fa afaka hiova ny rehetra. Dia io izy tantara io.
3. rabaradaka ( 07/02/2008 06:45)
Mibaribary kosa dadatoa ny haratsian-tsain'ny mpitondra : hafa ny lalàna tamin'ny Hery Rafalimanana tamin'ny fanendrena fitondrana avy eo novana indray iray andro taorian'ny nahavoafidy an'ny TGV. Misaina dadatoa ny vahoakan'Antananarivo fa tsy azo fitahina intsony. Misy logique politique tena tsy hain'ny TIM mihitsy ary hidofotra tsy ho ela io. Tadidio izay
4. Jeankely ( 10/02/2008 06:53)
Raha difotra io dia ianao TIM hafahafa io no tsy mipetraka voalohany indrindra sao miseho milay eo. Efa voalazako ela fa raha hiala @ TIM ny vahoaka tsy TIM reraka.
5. bazylou ( 24/03/2008 12:26)
tany mada irery no nisy an'izany sefom-pokotany tendrena izany satria feno alahelon kanina ny tanana, beurrk:roll::roll:
6. Jeankely ( 24/03/2008 16:56)
Iza no manamafy izany? Tsy mbola nanoratra izany aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1503